👉 Fanampim-pahaizana sy Fikarohana
đź“– Nanome boky ho an’ny Polisimpirenena ny taranak’itompokolahy ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police Jean Baptiste RASENDRA teny amin’ny DRFC ANTANIMORA ny 14 Aprily 2025.
🚨 Nambaran’izy ireo fa ny fanomezana fitaovana tahak’izao dia manampy ny Polisy amin’ny asa hatrehany andavanandro fa indrindra ihany koa ahafahana manao fikarohana hatrany amin’ny fanampim-pahaizana sy ny fianarana Akademika. Mirakitra lohahevitra marolafy tena ilaina sy manan-danja ireo boky ireo. Maneho ny fanoloran-tena amin’ny fampianarana sy ny fizarĂ na soatoavina ho tia karokaroka hatrany, izay lova napetraky ny ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police Jean Baptiste RASENDRA teo amin’ny fiainany, ity fanomezana ity.
âś… Nandray ny fanomezana teny amin’ny DRFC Antanimora ny Talen’ny Kabinetra, ny Talen’ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy, ary ny Talen’ny Raharaha Ara-bola eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka.

FANOMEZANA BOKY HO FAMPORISIHANA AMIN’NY FIKAROHANA ARY HAMPITOMBOANA NY HAREN-TSAINA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA

Vous pourrez aussi aimer