Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, Raha misy mahita azy dia hasaina am-panajàna hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra na hampandre ny Sampan-draharaham-paritry ny Polisy misahana ny fikarohana fandikan-dalàna$ Atsimo Andrefana, na miantso avy hatrany amin’ireto laharana manaraka ireto: ☎️ 034 02 330 16 / 032 02 330 16
✅ Toy izao ny mombamomba azy :
👉ANARANA: ANDRIAMBELOMANANA
👉FANAMPIN’ANARANA: Ainasolonomena Jaonirina
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA: 14 Aprily 1975, tao Itaosy Antananarivo
👉 LAHARANA KARA-PANONDRO: 515 011 019 245, nivoaka ny 26 Avrily 1993 tao Taolagnaro
👉FIRENENA: Malagasy
👉ASA: Tradeur (mpivarotra amin’ny tsena iraisam-pirenena)
👉🏚️ADIRESY FARANY FANTATRA: LOT VG 70 Amparibe, Antananarivo I
👉ANTONY: Fisolokiana (Escroquerie aggravée)
📣FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ny mpanome vaovao.

FILAZANA FIKAROHANA:ANDRIAMBELOMANANA Ainasolonomena Jaonirina

Vous pourrez aussi aimer