✅️ Nitsidika ny laboratoaram-pikarohana siantifika elektronika tao amin’ny ENSP Ivato ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, sy ireo mpiara-miasa aminy omaly 26 oktobra 2024.
✅️ Nanadihady ny hampiasana ireo fitaovana vao azo ary nanafatra ny mba hikojana izany ny Minisitra satria ilaina tokoa amin’ny asa iandraiketan’ny Polisimpirenena ireo fitaovana ireo.

NITSIDIKA NY LABORATOARAM-PIKAROHANA SIANTIFIKA ELETRONIKA TENY AMIN’NY ENSP IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer