✅Nifarana androany zoma 22 Novambra 2024 ny fiofanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (Violence Basée sur le Genre) ho an’ny ny Polisy vehivavy andiany SANDRATRA, tao amin’ny Cercle Mess de la Police Nationale Antanimora.
👮Nanatanteraka izany fiofanana izany ny avy ao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy ny Fiofanana etsy amin’ny FIP Antanimora, ny Sampandraharaha Foibe misahana ny ady amin’ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona etsy Anosy, Commissaire de Police MENANDROBY Jerie Amy Myria ary ny « Brigade Feminine de Proximité » na BFP Tana, ny Officier de Police RALAIARISON Vonintsoa .
👉Izao no natao ho fanantanterahana ny politika ankapobeny ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka sy ho fanampiana ireto Polisy 125 vao miana-draharaha ho entiny manantanteraka ny asa hiandraketany.

DRFC-SCPMPM ANOSY-BFP_ADY AMIN’NY HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHALAHY NA VAVY

Vous pourrez aussi aimer