➡️Tontosa ny alatsinainy 20 Janoary 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany tetsy Anosy ny lanonam-pitsarana nanaovan’ireo Inspecteurs de Police avy amin’ny Andiany SANDRATRA ny fianianana maha OPJ na ny maha mpikaroka fandikan-dalàna azy ireo .
➡️Inspecteurs de Police miisa 220 izy ireo no nanao izany fianianana izany ka 28 ny vehivavy. Manomboka izao dia afaka mitarika fanadihadiana mahakasika ny fandikan-dalàna ireto Inspecteurs de Police ireto.
MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA_ANDIANY SANDRATRA:NAHAVITA NY FIANIANANA MAHA MPIKAROKA FANDIKAN-DALANA NY INSPECTEURS DE POLICE NIVOAKA TAMIN’NY ANDIANY SANDRATRA