Mpiasam-panjakana efa nitana andraikitra maro ilay lehilahy ary milaza azy ho mahitahita kosa ilay vehivavy ka maro ireo olona voajonon’izy roa tamin’ny resaka fisolokiana. Ny fanaon’izy ireo dia ny misoloky ireo olon-tsotra fa indrindra ireo orinasa izay te hahazo ireny
DIRECTION REGIONALE DE LA SECURITE PUBLIQUE ANOSY: NOTOKANANA NY ZOMA 02 OKTOBRA 2020
Notanterahina ny marainan’ny zoma 02 oktobra 2020 teo ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny biraon’ny Talem-paritry ny filaminam-bahoaka any amin’ny faritra ANOSY. Tonga tany an-toerana nitarika ny lanonana ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Tamin’ny lahateny no nanambarany fa zava-dehibe loatra ny
FANKALAZANA NY FAHA 59 TAONAN’NY POLISY TANY AMIN’NY FARITRA : NIOMPANA TAMIN’NY FANAMPIANA NY MPIARA-BELONA NY FANKALAZANA
Samy nankalaza ny faha 59 taonan’ny Polisim-pirenena avokoa ireo Polisy miasa any amin’ny faritra ary samy nanana ny fomba nentiny nankalaza izany saingy hita soritra kosa anefa fa niompana tamin’ny fanampiana ny mpiara-belona ny fankalazana : FANOMPOAM-PIVAVAHANA. Tobim-pitantanana maro any
FENO 59 TAONA OMALY NY POLISIM-PIRENENA MALAGASY
Omaly 30 septambra 2020 no feno 59 taona ny Polisim-pirenena. Nandritra ny fandraisam-pitenenana nataon ‘ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fano no nanomezany ny teny filamatry ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka dia ny » POLISY MIARO SY MANAMPY
COMPAGNIE URBAINE D’INTERVENTION : MPITONDRA MOTO TRATRA TSY NANAO AROLOHA, NIANTSO POLISY SANDOKA REHEFA NOSAKANANA
COMPAGNIE URBAINE D’INTERVENTION : MPITONDRA MOTO TRATRA TSY NANAO AROLOHA, NIANTSO POLISY SANDOKA REHEFA NOSAKANANA Mpitondra moto iray tsy nanao aroloha no nosakanan’ny Polisy avy ao amin’ny Troisième Compagnie d’Intervention tetsy Tsarasaotra ka saika tsy nety hijanona ary nilaza fa
NITSIDIKA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY LEHIBEN’NY FIAROVANA ARA-DIPLOMATIKA AMERIKANA ETO MADAGASIKARA
NITSIDIKA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY LEHIBEN’NY FIAROVANA ARA-DIPLOMATIKA AMERIKANA ETO MADAGASIKARA Tonga nitsidika ara-pomba am-panajana ny Minisitry ny filaminam- bahoaka Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny lehiben’ny fiarovana ara-diplomatika Amerikana vaovao KIMPSTON Scott. Nilaza ity lehiben’ny fiarovana ara-diplomatika
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE ATSINANANA SY ANALANJIROFO : NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA HOENTINA MIARO NY VAHOAKA
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE ATSINANANA SY ANALANJIROFO : NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA HOENTINA MIARO NY VAHOAKA Gillet par balle, menotte, tonfa, masque à gaz, casque lourde, moto Gasycar… Ireo no anisan’ny fitaovana nomen’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ho
BC ANOSY : NITOLO- BATANA TENY AMIN’NY POLISY MISAHANA NY HELOKA BEVAVA ILAY POLISY NITIFITRA OLONA
Agent de police stagiaire iray,miasa ao @ commissariat de police boriboritany fahaefatra isotry no nahatifitra tsy nahy ny namany sivily iray Teo @ lohany ka nahafaty azy, ny harivan’ny sabotsy,05 septembre 2020 teny isoraka. Niaraka nikorana tamina trano iray teny
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE ANALANJIROFO : NIJERY NY FIZOTRAN’NY ASA FANAMBOARANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA
Mitohy ny fanamboarana foto-drafitrasa ho an’ny Polisim-pirenena malagasy entina hanakakaizana hatrany ny vahoaka malagasy no sady hametrahana fandriampahalemana maharitra eto amin’ny firenena. Taorian’ny fanokanana ny trano-pibaikoana ny filaminam-bahoaka tao Vakinakaratra dia efa mandeha ihany koa ny fanamboarana ho an’ny faritra
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MIISA 70 IREO MPITAINGINA MOTO TRATRAN’NY POLISY TSY NANAO AROLOHA ANDROANY MARAINA
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MIISA 70 IREO MPITAINGINA MOTO TRATRAN’NY POLISY TSY NANAO AROLOHA ANDROANY MARAINA Tato ato dia nifanesisesy ny lozam-pifamoivoizana hateraky ny moto teto an-drenivohitra sy ny manodidina.Taorian’ny fanentanana natao teto amin’ny pejy sy teny an-dalambe ho
EFA NALAIN’NY FIANAKAVIANY ILAY VEHIVAVY VERY NATAON’NY POLISY FILAZANA TETO AMIN’NY PEJY
?Mankasitraka sy misaotra antsika rehetra tamin’ny fampitam-baovao fa efa nalain’ny fianakaviany tety amin’ny Polisy ilay vehivavy hita tetsy Antanimena. ??FANENTANANA RAHA MISY NY FAHAVEREZANA OLONA ?Entanina isika olom-pirenena mba hanatona ny manam-pahefana akaiky antsika indrindra raha toa ka misy ny
FILAZANA VEHIVAVY HITA
Iangaviana izay mahafantatra an’ity vehivavy hita amin’ny sary ity mba hampandre ny fianankaviana akaiky azy ka haka azy etsy amin’ny Polisy misahana ny olona marefo na ny « Brigade Féminine de Proximité » eo Tsaralalana. Nividy zavatra tamina tranombarotra lehibe iray tetsy