⭕️⭕️ Nisy tovolahy iray nanao Publication teto amin’ny Fb omaly hariva fa nisy tovovavy iray somary very saina hitan’izy ireo tetsy Andohatapenaka ary efa nitangoronan’ny olona. Nisy lehilahy 01nitondra moto ihany koa niaraka nitangorona tamin’ny olona teny amin’ilay toerana ary
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE VAKINANKARATRA : NOTOKANANA ANDROANY 28 AOGOSITRA 2020 TAO ANTSIRABE
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE VAKINANKARATRA : NOTOKANANA ANDROANY TAO ANTSIRABE Trano lehibe misy efitra 31, ka birao ny 21, efitra lehibe 01 fanaovana fivoriana, efitra fitanana olona ka misy ny an’ny tsy ampy taona sy ny ampy taona
BC5- FAMONOANA OLONA : NOVONOINY NY RAFOZANY DIA NALAINY NY VOLA ARY NITSOAKA TANY AMIN’NY SIPANY IZY
BC5- FAMONOANA OLONA : NOVONOINY NY RAFOZANY DIA NALAINY NY VOLA ARY NITSOAKA TANY AMIN’NY SIPANY IZY ⭕️⭕️ Mpanampy an-trano no nahatongavan’ity lehilahy vao 20 taona ity tao amin’ny tokantrano iray tetsy Soavimasoandro. Rehefa nandeha ny fotoana dia lasa rafozany
MATOTRA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’ NY POLISIM-PIRENENA SY NY MPANAO GAZETY
MATOTRA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’ NY POLISIM-PIRENENA SY NY MPANAO GAZETY ???? Sehatra roa samihafa saingy mifandray ny fitandroana ny filaminana sy ny asa fanaovan-gazety . Ny andaniny manome ny vaovao ny mpanao gazety amin’izay tokony tsara ho fantatry ny
FIARA TAXIBE – COVID19: MARO IREO TAXI-BE TRATRAN’NY POLISY VAO MARAINA TSY MANARAKA NY FEPETRA.
Hatramin’ny 8ora 30 maraina teo dia miisa 20 sahady ireo taxibe tratran’ny Polisy tsy nanaraka ny fepetra napetraka hiarovana ny olom-pirenena amin’ny fiparitahin’ilay valan’aretina covid-19. Ny tsy fanaovana « Visière » moa no tena hita fa maro tsy manara-dalàna ka voatery nampidinina
FILAZANA FIKAROHANA
Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity lehilahy miseho sary eto ity mba hampandre haingana ny Service Sureté Urbaine d’Antananarivo (SUT) TSARALALANA na hiantso ny laharana : -034 05 998 47 -034 02 130 32 ANARANA : RATAHINJANAHARY
VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA
VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA ? Ny Polisim-pirenena no niandraikitra ny fanisana ireo olom-pirenena eny amin’ny boriborintany faharoa mahakasika ny fanomezana sosialim-bahoaka ho an’ny mponina eny an-toerana. Nanomboka
FARITA ITAOSY : TERATANY NIGERIANA MIISA 02 ,VEHIVAVY MALAGASY 01, FIARA MPITONDRA RONGONY AMIN’NY GONY SAMY TRA-TEHAKA AVOKOA
Teratany Nigeriana miisa 02 sy vehivavy Malagasy 01 no tratran’ny Polisy misahana ny zava-mahadomelina niaraka tamin’ny héroïne 75g sy cocaïne 2g ary emphetamine 0,5g teny amin’ny trano fonenan’izy ireo teny Itaosy. Izy 03 ireto no mpamatsy ireo entana eny amin’ny
CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA
CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA ??Vehivavy 01 milaza manana tany mirefy 1100m2 no naka mpanera hivarotra ilay tany. Rehefa raikitra ny fifanarahana dia amidin’ilay mpanera
INSPECTION GENERALE DE LA POLICE NATIONALE : HANATSARA NY FOMBA FIASANY NO SADY NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY PNUD
INSPECTION GENERALE DE LA POLICE NATIONALE : HANATSARA NY FOMBA FIASANY NO SADY NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY PNUD ??Notoloran’ny PNUD fitaovana informatika toy ny ordinateur sy imprimante ary vidéos projecteur ny Polisim-pirenena tamin’ny alalan’ny Inspection Générale de la Police
FIOMANANA AMIN’NY FIVOAHANA AMIN ‘NY FIHIBOHANA
HISY NY LAMINA VAOVAO HAPETRAKY NY POLISIM-PIRENENA INDRINDRA EO AMIN’NY LAFINY FIVEZIVEZEN’NY MPAMPIASA LALANA Raha mbola tsy mivoaka tanteraka amin’ny fihibohana ny eto Analamanga dia tsikaritra fa efa mitohana sahady ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra na dia mbola tsy miasa aza
DPMPM TOLIARA : TRATRAN’NY POLISY NANAO FIRAISANA TAMINA ZAZA 14 TAONA ILAY TERATANY VAHINY 65 TAONA
Teratany vahiny mpizaha tany iray tany toliara no tratran’ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona nanao firaisana ara-nofo niaraka amin’ny zaza vao 14 taona tao amina hotely iray any an-toerana. Nosamborina avy hatrany ity vazaha ity ary noentina natao