Hatramin’ny 8ora 30 maraina teo dia miisa 20 sahady ireo taxibe tratran’ny Polisy tsy nanaraka ny fepetra napetraka hiarovana ny olom-pirenena amin’ny fiparitahin’ilay valan’aretina covid-19. Ny tsy fanaovana « Visière » moa no tena hita fa maro tsy manara-dalàna ka voatery nampidinina