Tra-tehak’ity Polisy vehivavy ity ny mpanendaka iray raha hitany avy nanao herisetra sy nanendaka ramatoa 01 nitondra finday tetsy akaikin’ny sacre coeur beryl rose Toamasina. Tsy nampoizin’ity mpanendaka ity tokoa ny fomba fihetsik’ilay Polisy vehivavy nisambotra sy nifehy azy ka
FAMINDRAM-PITANTANANA
TALE VAOVAO ETO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA : VONONA HANOHY NY EZAKA EFA VITA ARY HAMPIAKATRA AVO NY VONINAHITRY NY POLISIM-PIRENENA. Tontosa androany faha 11 Aogositra 2020 maraina ny famindram-pahefana teo amin’ireo tale isan-tsokajiny eo amin’ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka izay vao voatendry
MIJANONA AN-TRANO – ANAOVY NY ARO-VAVA SY ORONA
Henjana ilay fihibohana lavareny, miteraka fahasahiranana ho an’nyrehetra. Raha tiantsika ny hiala haingana amin’ity fihibohana ity dia ndao hiara-mientana amin’ny fanarahana ireo lamina sy fepetra napetraka handresena ity aretina COVID 19 ity. – Aza mivoaka ny trano raha tsy tena
COVID-19 : MIISA 405 NO FANTATRA FA MITONDRA ILAY VALAN’ARETINA ANDROANY,ARY 106 NO NAMOY NY AINY HATRETO HAFATRA AVY AMIN’NY POLISIM-PIRENENA
Henjana ilay fihibohana lavareny, miteraka fahasahiranana ho an’nyrehetra. Raha tiantsika ny hiala haingana amin’ity fihibohana ity dia ndao hiara-mientana amin’ny fanarahana ireo lamina sy fepetra napetraka handresena ity aretina COVID 19 ity. – Aza mivoaka ny trano raha tsy tena
CSP1 ANALAKELY : NOMEN’NY POLISY KIFAFA TSIRAIRAY IREO MPIVAROTRA ENY ANALAKELY ENTINY MANADIO NY MANODIDINA AZY
Gaga ireo mpivarotra eo Analakely rehefa nozarain’ny Polisy kifafa tsirairay kanefa dia misaron-tava tsara avokoa izy rehetra. Tsy fanasaziana akory ny natao fa fampianarana ireo mpivarotra hadio indrindra amin’izao fiparitahan’ny valan’aretina izao. Tsy voatery hanasazy ny Polisy fa manabe ny