Nitsabo tena tany Antsirabe ny Reniny ary ilay tovovavy 16 taona sy ny Rainy sisa no tao an-trano tany amin’ny faritra Ampatsaharana ( kaominina Soavinandriana). Nitsiry tamin’izany ny filan-dratsin’ilay Rainy ka ny zanany vavy indray no naholany tao an-trano. Nisy
DRSP BONGOLAVA- FARITRA TSIROANOMANDIDY : DEPIOTE NANOME MOTO HO AN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA
Nanolotra moto 150 cc miisa 09 ho an’ny mpitandro ny filaminana ireo Depiote roalahy voafidy tao amin’ny faritra Tsiroanomandidy. Isaorana ny ankasitrahana ireo solombavam-bahoaka nanome ny fitaovana satria manafaingana ny asan’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fanampiana sy fiarovana ny vahoaka
POLISIM-PIRENENA – PNUD : NAHAZO FITAOVANA INFORMATIKA HO ENTINA MANATSARA NY ASA
Fitaovana informatika maro ( ordinateur portabe , imprimante vaovao , encre, …) no nomen’ny Pnud ho an’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka hoentina manatsara hatrany ny asan’ny Polisim-pirenena. Ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera Contrôleur Général de Police RAKOTONDRAVELO Herilanto Iaingotiana no nisolo tena ny
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NAHAZO MPANENDAKA TETSY ANOSY
Avy niasa handeha hamonjy fodiana ny Minisitry ny filaminam-bahoaka no nifanojo tamin’ny mpanendaka efa nifanenjehan’ny olona avy any amin’ny sekoly Masina Misely Amparibe. Tsy nisalasala izy nidina ny fiara ka nanenjika ity olon-dratsy narahan’ireo olona avy ato aoriana . Tratrany
DRSP BOENY : NOSALORANA GALONA VAOVAO IHANY KOA IREO ANDIANY MANDA
Taorian’ny fametrahana galona ireo Polisy teto an-drenivohitra, dia nitohy tany amin’ny faritra Menabe ny fanatontosana izany. Arabaina ireo Polisy nahazo izany ary antenaina fa hiezaka hatrany amin’ny fanampiana sy fiarovana ny vahoaka ny fitondrana galona vaovao tahaka izao.
FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA : NIVALY NY DINGANA VOALOHANY
Ampahafantarina isika rehetra fa nivaly androany ny fifaninanana hidirana ho Polisim-pirenena dingana voalohany . Ny valin’ny fifaninanana dia azo jerena eny amin’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka Anosy sy eny anivon’ny toerana misy ny sampan-draharahan’ny Polisy
FAMPIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : MITAKY TOE-TSAINA SY FITONDRAN-TENA MENDRIKA AMIN’NY FANATANTERAHANA NY ASA
FAMPIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : MITAKY TOE-TSAINA SY FITONDRAN-TENA MENDRIKA AMIN’NY FANATANTERAHANA NY ASA ???Notanterahina ny 19 Oktobra 2020 ny fanomezana galona vaovao ho an’ireo Polisy miisa 36 ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra. Miisa 20 ireo Polisy nahazo izany
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : HANATSARA NY FOMBA FIASAN’NY POLISY AMIN’NY ALALAN’NY FANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA
Nandritra ny fitokanana ireo biraon’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka tany amin’ny faritra VAKINANKARATRA, ANOSY, VATOVAVY FITOVINANY ary ANTSOHIHY dia noararaotin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka CGP RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny nihaona sy nitafa tamin’ireo Polisy miasa amin’ireny faritra ireny. Tamin’izany no nanomezany baiko hentitra
CSP ALASORA : TRA-TEHAKY NY POLISY IREO JIOLAHY NAMONO OLONA HAMONJY FODIANA TETSY ALASORA
Lehilahy 01 tratra alina nitondra moto hody eny Alasora no nifanena tamina andian-jiolahy nitondra Antsy sy kibay ka tsy namelan’ireto farany raha tsy maty ilay tovolahy. Noentin’izy ireo nitsoaka ilay moto saingy nifanena tamin’ny Polisy nanao fisafoana ilay jiolahy
BC- FISOLOKIANA : TRA-TEHAKY NY POLISY MISAHANA NY ADY HELOKA BEVAVA IRETO MPISOLOKY AVO LENTA
Mpiasam-panjakana efa nitana andraikitra maro ilay lehilahy ary milaza azy ho mahitahita kosa ilay vehivavy ka maro ireo olona voajonon’izy roa tamin’ny resaka fisolokiana. Ny fanaon’izy ireo dia ny misoloky ireo olon-tsotra fa indrindra ireo orinasa izay te hahazo ireny
DIRECTION REGIONALE DE LA SECURITE PUBLIQUE ANOSY: NOTOKANANA NY ZOMA 02 OKTOBRA 2020
Notanterahina ny marainan’ny zoma 02 oktobra 2020 teo ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny biraon’ny Talem-paritry ny filaminam-bahoaka any amin’ny faritra ANOSY. Tonga tany an-toerana nitarika ny lanonana ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Tamin’ny lahateny no nanambarany fa zava-dehibe loatra ny
FANKALAZANA NY FAHA 59 TAONAN’NY POLISY TANY AMIN’NY FARITRA : NIOMPANA TAMIN’NY FANAMPIANA NY MPIARA-BELONA NY FANKALAZANA
Samy nankalaza ny faha 59 taonan’ny Polisim-pirenena avokoa ireo Polisy miasa any amin’ny faritra ary samy nanana ny fomba nentiny nankalaza izany saingy hita soritra kosa anefa fa niompana tamin’ny fanampiana ny mpiara-belona ny fankalazana : FANOMPOAM-PIVAVAHANA. Tobim-pitantanana maro any