Nitsabo tena tany Antsirabe ny Reniny ary ilay tovovavy 16 taona sy ny Rainy sisa no tao an-trano tany amin’ny faritra Ampatsaharana ( kaominina Soavinandriana). Nitsiry tamin’izany ny filan-dratsin’ilay Rainy ka ny zanany vavy indray no naholany tao an-trano. Nisy
DRSP BONGOLAVA- FARITRA TSIROANOMANDIDY : DEPIOTE NANOME MOTO HO AN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA
Nanolotra moto 150 cc miisa 09 ho an’ny mpitandro ny filaminana ireo Depiote roalahy voafidy tao amin’ny faritra Tsiroanomandidy. Isaorana ny ankasitrahana ireo solombavam-bahoaka nanome ny fitaovana satria manafaingana ny asan’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fanampiana sy fiarovana ny vahoaka
POLISIM-PIRENENA – PNUD : NAHAZO FITAOVANA INFORMATIKA HO ENTINA MANATSARA NY ASA
Fitaovana informatika maro ( ordinateur portabe , imprimante vaovao , encre, …) no nomen’ny Pnud ho an’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka hoentina manatsara hatrany ny asan’ny Polisim-pirenena. Ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera Contrôleur Général de Police RAKOTONDRAVELO Herilanto Iaingotiana no nisolo tena ny
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NAHAZO MPANENDAKA TETSY ANOSY
Avy niasa handeha hamonjy fodiana ny Minisitry ny filaminam-bahoaka no nifanojo tamin’ny mpanendaka efa nifanenjehan’ny olona avy any amin’ny sekoly Masina Misely Amparibe. Tsy nisalasala izy nidina ny fiara ka nanenjika ity olon-dratsy narahan’ireo olona avy ato aoriana . Tratrany
DRSP BOENY : NOSALORANA GALONA VAOVAO IHANY KOA IREO ANDIANY MANDA
Taorian’ny fametrahana galona ireo Polisy teto an-drenivohitra, dia nitohy tany amin’ny faritra Menabe ny fanatontosana izany. Arabaina ireo Polisy nahazo izany ary antenaina fa hiezaka hatrany amin’ny fanampiana sy fiarovana ny vahoaka ny fitondrana galona vaovao tahaka izao.