Saika hanao fanafihana mitam-basy tao amina tokantrano iray tao Toamasina ireto andian-jiolahy ireto no efa nandrasan’ny Polisy. Teo am-panatanterahana izany indrindra ireto olon-dratsy no efa voaodidin’ny Polisy saingy mbola nampiasa ireo fitaovam-piadiana teny aminy ireo jiolahy ka voatery nampiasa ny
CSP 4 ISOTRY – ASA FANENDAHANA: TRA-TEHAKA IREO ANDIAN-JATOVO MPIFOKA RONGONY MIHARO FANENDAHANA MIARAKA AMIN’NY SABATRA ETSY ANTOHOMADINIKA.
09 lahy ireto andian-jatovo mpanendaka niaraka amin’ny Sabatra tratran’ny Polisy nanao fanamiana sivily tetsy Antohomadinika ireto. 16 taona no zandriny indrindra ary 21 taona no zokiny indrindra ary eny Antohomadinika sy Isotry no tena fanaovan’izy ireo ny asa ratsiny. Mpivaro-mandeha
DINGANA FAHAROA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA : AO ANATIN’NY FANATANTERAHANA IZANY IREO MPIFANINANA
Miditra amin’ny dingana faharoa ankehitriny ireo mpifaninana hiditra ho Polisy. Eny amin’ny stade Alarobia no hanatanterahina ny fitsapana ara-batana ary nidina ifotony ny Minisitry ny filaminam- vahoaka hijery ny herijika hoentin’ireo mpifaninana tsirairay avy sy ny fomba fanatanterahana izany. Tsara
POLISY MISAHANA NY ZAVA-MAHADOMELINA : VOASAMBOTRA IREO ROALAHY MPIVAROTRA RONGONY AMIN’NY MPIANATRA
Nosamborin’ny Polisy izy roalahy hita amin’ny sary ireto noho ny fivarotana rongony sy zava-pisotro mahamamo akaikin’ny sekoly « SEKINA » etsy Androndrakely. Tamin’ny fahatongavan’ny Polisy teny an-toerana dia mbola nahatratrarana rongony 03 fonosona sy toaka gasy 05 litatra tao amin’izy ireo. Fantatra
FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY POLISIM-PIRENENA NY MASOIVOHO FRANTSAY
Androany 17 Novambra 2020 dia tonga nitsidika ny Minisitry ny filaminam-bahoaka Contrôleur Général Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny masoivoho Frantsay Andriamatoa Christophe Bouchard. Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa efa nisy teo amin’ny roa tonta moa no anton’ izao fitsidihana izao indrindra ny
BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE TOLIARA : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY LEHILAHY MPANIMBA ZAZA SY MPIVAROTRA AZY IREO AMIN’NY VAHINY ANY AN-TOERANA
Mitohy ny ezaka ataon’ireo sampan-draharahan’ny Polisy misahana ireo olona marefo amin’ny fiarovana ny Zaza amam-behivavy. Nahazo vaovao mahakasika ny fampiasana ankizy hivaro-tena miaraka amin’ny vazaha ny Brigade féminine de proximité ao Toliara ka nidina ifotony avy hatrany. Fantatra tamin’izany fa
CAMP RAZAFINDRAZAKA BERTHIN ETSY ANTANIMORA : NOMENA MARI-PANKASITRAHANA IREO POLISY MIASA TSARA
Notolorana mari-pankasitrahana ireo Polisy nahavita be tamin’ny asany ka hita fa nipaka tamin’ny vahoaka ny asa fanampiana sy ny fiarovana nataon’izy ireo . Notsindrian’ Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka fa : « anisany asa tsara nataon’ny Polisin’ ny « FIP »
POLISY MISAHANA NY ZAZA TSY AMPY TAONA : EFA ANY AM-PONJA ILAY LEHILAHY NANOLANA ZAZAKELY RAY TAONA SY TAPANY
Voasambotry ny Polisy ilay lehilahy nanolana zazalahy kely herintaona sy tapany ary efa nalefa eny Antanimora. Voalazan’ny fehezan-dalana famaizana Malagasy (Code pénale Malagasy) ao amin’ny andininy faha -332 fa : « Saziana an-terivozona mandritra ny fotoana voafetra ny fanolanana raha
LEHILAHY NISOLOKY HO POLISY : NA NY VADY AMAN-JANANY SY NY HAVANY AZA NOFITAHANY FA POLISY IZY
Efa ho 04 taona ity lehilahy 31 taona ity no nisandoka ho Polisy . Hananany avokoa ireo karazana fanamianan’ ny Polisim-pirenena ary ireo galona manomboka amin’ny Inspecteur hatramin’ny Commissaire de police. Nitady basy mihitsy ity lehilahy ity hahafahany misandoka ka
FILAZANA FIKAROHANA
Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity lehilahy amin’ny sary ity mba hampandre ny POLICE ECONOMIQUE (Service Central de des affaires réservées à Anosy porte 137) 034 79 428 82 na ny 034 99 855 18 Toy izao ny
CSP 6 AMBOHIMANARINA – FANGALARANA MOTO G5 SY RSZ : NANGALANA PIESY, NOEZAHANA NOLOKOINA ARY EFA NAMIDY, VOASAMBOTRA AVOKOA IREO LEHILAHY MPIRAY TETI-DRATSY NANAO IZANY
Tany Ambodimita no nangalarina ireto moto miisa 02 ireto ary tany Analamhitsy no tratran’ny Polisy ny 01 tamin’ireo nangalatra moto. Efa namidin’ilay mpangalatra anefa ilay moto saingy natorony ilay olona nividy azy. Ilay mpividy ihany koa efa nahalala fa halatra
FILAZANA FIKAROHANA
Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ireto olona amin’ny sary ireto mba hampandre haingana ny Commissariat de Police du Ier Arrondissement Tanambao-ll Toamasina na hiantso ny laharana : 034.05.531.30 ANARANA : RANDRIARIMANANA ANARANA FIANTSO : Haingonirina Serge Aimé DATY