Saika hanao fanafihana mitam-basy tao amina tokantrano iray tao Toamasina ireto andian-jiolahy ireto no efa nandrasan’ny Polisy. Teo am-panatanterahana izany indrindra ireto olon-dratsy no efa voaodidin’ny Polisy saingy mbola nampiasa ireo fitaovam-piadiana teny aminy ireo jiolahy ka voatery nampiasa ny
CSP 4 ISOTRY – ASA FANENDAHANA: TRA-TEHAKA IREO ANDIAN-JATOVO MPIFOKA RONGONY MIHARO FANENDAHANA MIARAKA AMIN’NY SABATRA ETSY ANTOHOMADINIKA.
09 lahy ireto andian-jatovo mpanendaka niaraka amin’ny Sabatra tratran’ny Polisy nanao fanamiana sivily tetsy Antohomadinika ireto. 16 taona no zandriny indrindra ary 21 taona no zokiny indrindra ary eny Antohomadinika sy Isotry no tena fanaovan’izy ireo ny asa ratsiny. Mpivaro-mandeha
DINGANA FAHAROA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA : AO ANATIN’NY FANATANTERAHANA IZANY IREO MPIFANINANA
Miditra amin’ny dingana faharoa ankehitriny ireo mpifaninana hiditra ho Polisy. Eny amin’ny stade Alarobia no hanatanterahina ny fitsapana ara-batana ary nidina ifotony ny Minisitry ny filaminam- vahoaka hijery ny herijika hoentin’ireo mpifaninana tsirairay avy sy ny fomba fanatanterahana izany. Tsara