06 lahy niaraka tamin’ny basy miisa 03 izay kalach ny 01 no saika hanao fanafihana teny Namontana . Efa nihaodihaody teny amin’io faritra io ireto olon-dratsy ka vao naheno ny angom-baovao ny Polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahefatra
« AOKA IZAY NY HERISETRA ATAO AMIN’NY ANKIZY’’
Tsapa fa mitombo isa ny asa ratsy fanolanana tato ato, ny tena loza dia saika ireo tsy ampy taona, lehilahy na vehivavy no iharan’izany,. Ilaina ny fahamailoana fa havana akaiky (Ray niteraka, raikely, iray tampo, anadahin-dreny, rahalahin-dray, cousin) no mahavanin-doza.
SCESLFD – FANONDRANANA OLONA AN-TSOKOSOKO ANY MAYOTTE: ROA HATRAMIN’NY TELO TAPITRISA NO ALOHAN’IREO MPIONDRANA, TRATRAN’NY POLISY MAHORAIS ARY NAVERINA TETO AN-TANINDRAZANA
Roa andro teny ambony sambo kely niala tao Nosy-be ireo Malagasy miisa 20 (ahitana zaza tsy ampy taona miisa 07) izay vao tonga tany Mayotte. Niondrana an-tsokosoko izy ireo ary tratran’ny Polisy tany an-toerana ka naverina teto Madagasikara. Nanao ny
POLISY MISAHANA NY ZAZA TSY AMPY TAONA – FARITRA ANOSIBE : TRATRA ILAY TOVOLAHY 16 TAONA NANOLANA ZAZAVAVIKELY 07 TAONA NITARIKA TAMIN’ NY FAMOIZANY NY AINY
Nitaraina tamin’ny Ray aman-dreniny ilay zazavavy kely 07 taona ny 19 Oktobra lasa teo fa marary an-doha sy narary kibo lava ka notsaboina teny amin’ireny mpanao ody gasy ireny saingy mbola tsy sitrana. Rehefa noentin’izy ireo namonjy toeram-pitsaboana ( CSB