BC1- FISOLOKIANA AMIN’NY ALALAN’NY FANDEFASANA SMS : TRATRA ILAY LEHILAHY MPANDEFA HAFATRA MILAZA FA « NAHAZO LOKA FIARA ….. » Efa maro ireo olona nahazo hafatra mifono fisolokiana izay milaza fa ‘’ianao dia nahazo fiara sprinter avy amin’ny orinasa Aquamas Mahajanga ka
POLISIM-PIRENENA MIADY AMIN’NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA- FANAMORIANA MOTO : MAMPIRISIKA IREO MPANKAFY HIDITRA ANATIN’NY FIFANINANANA ARA-DALANA
Niara-niasa tamin’ny fikambanana « x’ inov créateur d’impact » izay nikarakara fifaninanana fanamoriana « moto » teny Imerikasinina ny Polisim-pirenena. Izany no natao dia ny hamporisihana ireo mpitondra moto hiditra amin’ny sehatry ny fanarahan-dalàna. Nisy ny fanentanana nataon’ireo Polisim-pirenena ho an’ireo mpanamory moto mba
FIFANINANA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA
Ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia milaza amin’ny besinimaro fa misokatra ny fifaninanana handraisana mpianatra ho Polisim-pirenena taona 2020. Nv fifaninanana dia hotanterahana ny 27 sy 28 février 2021. Ny fotoana farany fanaterana ny antontan-taratasy ilaina @ fandraisanao Anjara @ fifaninanana dia
SEKOLY AMBONY NY POLISIM-PIRENENA IVATO – ANDIANY MANDRESY : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO MANAMBONINAHITRY NY POLISIM-PIRENENA
Ny faha 27 Novambra 2020 no natao ny lanonana famoahana ho Polisy ny Andiany « MANDRESY » . Miisa 49 mianadahy izy ireto ka ny 29 amin’izy ireo dia nivoaka ho « Officier de Police » izay nahitana vehivavy tokana , raha toa kosa