Mipetraka any Chine ity vehivavy ity ary mandray ireo vehivavy Malagasy tonga hiasa any amin’io firenena io. Vehivavy iray no Tonga nitory teny amin’ny Polisy misahana ny famarinan’olona ( Traite de personne) noho ny famitahana sy ny fampijaliana niainany tany
UNITE D’INTERVENTION RAPIDE : JIOLAHY 01 MITAM-BASY , LAVON’NY BALAN’NY POLISY TETSY 67 HA
Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny famongorana ireo jiolahy mpamono olona sy mpambotry vahoaka. Jiolahy iray saika hanao fanafihana mitam-basy tetsy amin’ny faritra 67 ha no lavon’ny balan’ny Polisy raha tafatsoaka kosa ireo namany roalahy. Polisy mpanao fisafoana tamin’ny alina
ZAZA KAMBOTY AO AMBATOLAMPY : TSY NANADINO AZY IREO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA AMIN’IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO
Amin’izao ankatoky ny fetin’ny noely izao dia tsy nanadino ireo kamboty tezaina etsy amin’ny akany Ambatolampy ny Minisitry ny filaminam-bahoaka sy ny vadiny, ireo hehibe eto anivon’ny Polisim-pirenena ary ireo mpiara-miasa isan-karazany eo anivon’ny Polisim-pirenena. Nanome fankaherezana ho an’ireo Zaza
CYBERCRIMINALITE : AMPIASAIN’IZY ROA NY SARIN’IREO VEHIVAVY MANAITRA ATO AMIN’NY FB ENTINY HANGALANA MPANJIFA AMIN’NY FIVAROTAN-TENA
Vehivavy iray no nahita ny sariny nampiasaina compte iray manao irony « plan sexe » irony. Nahatsiaro afa-baraka tanteraka ity vehivavy ity ka nitory tety amin’ny Polisy. Rehefa natao ny fanadihadiana dia vehivavy iray mpampiasa tovovavy hivaro-tena no nampiasa ilay sary ho
AMBASSADE DE MADAGASCAR EN FRANCE
L’Actus de l’ambassade de Madagascar en France | décembre 2020 Sortie de la 25ème Promotion des Cadres de Police Étrangers de l’ENSP.
POLISIM-PIRENENA MIATRIKA NY FETY : EFA MISY NY PAIKADY NAPETRAKA HIAROVANA IREO VAHOAKA HANAO FETY AM-PILAMINANA
Iaraha-mahita fa rehefa ankatoky ny fety tahaka izao dia mirongatra ny fanaovana asa ratsy. Efa miomana amin’izany ny Polisim-pirenena amin’ny Paik’ady rehetra hiarovana ireo vahoaka ka ankoatra ireo Polisy manao fanamiana dia nampitomboina ireo Polisy manao fanamiana sivily hiadiana amin’ny
CSP5 – KIANJA BAREA : TRATRAN’NY POLISY IREO TOVOLAHY NANARARAOTRA NANGALATRA FITAOVANA HANAMBOARANA NY KIANJA
Niandry ny misasak’alina izy 05 lahy ireto vao sahy namoaka ireo vy maromaro izay fitaovana entina hanamboarana ny kianja barea etsy Mahamasina. Ny Polisy manao fisafoana manodidina ny kianja no nahatsikaritra azy ireo mibata vy mivoaka ny kianja. Tsy nisalasala
BC1- SAG : TRATRAN’NY POLISY ILAY JIOLAHY NANOLANA SY NAMONO HO FATY ILAY VEHIVAVY BEVOHOKA TETSY AMPEFILOHA
Ity jiolahy miaraka amin’ny Antsy lava ity, fantatra amin’ny solon’ anarana hoe « Ra-Most » dia nahavita nanolana sy namono vehivavy bevohoka iray nandeha nividy zavatra teo ivelan’ny hopitaly HJRA , ny alin’ny 02 Desambra lasa teo . Nambanan’ity jiolahy ity tamin’ny