FIVAROTAN-TENA ANY ANATY TRANOKALAM-PIFANDRAISANA : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY RAMATOA MPAMPIASA IREO TOVOVAVY HIVARO-TENA Ramatoa iray 25 taona no manakarama vehivavy maromaro hivaro-tena anaty internet. Tato amin’ny fb no nahitan’ireo vehivavy hiasa ao aminy ireo. Manana tranokalam-pifandraisana (site web)hifandraisana io
FANADINANA CEPE : ANKIZY DISO CENTRE D’EXAMEN, TONGAN’ NY POLISY ARA-POTOANA TENY AMIN’NY TOERANA TOKONY HANAOVANY FANADINANA
Efa lasa ny Ray aman-drenin’ity zazalahy kely ity kanefa diso centre d’examen izy raha tonga teny amin’ny EPP Analamahitsy . Ny Polisy niambina teny an-toerana no nanampy ilay zazalahy kely nijery ilay centre sy nandray ny andraikitra nitondra azy
COMMISSARIAT CENTRAL AVARADRANO: HITA ILAY TOVOVAVY VERY OMALY TETSY ANDOHATAPENAKA ARY NOSAMBORINA ILAY LEHILAHY NITONDRA AZY NITSOAKA
⭕️⭕️ Nisy tovolahy iray nanao Publication teto amin’ny Fb omaly hariva fa nisy tovovavy iray somary very saina hitan’izy ireo tetsy Andohatapenaka ary efa nitangoronan’ny olona. Nisy lehilahy 01nitondra moto ihany koa niaraka nitangorona tamin’ny olona teny amin’ilay toerana ary
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE VAKINANKARATRA : NOTOKANANA ANDROANY 28 AOGOSITRA 2020 TAO ANTSIRABE
DIRECTION RÉGIONALE DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE VAKINANKARATRA : NOTOKANANA ANDROANY TAO ANTSIRABE Trano lehibe misy efitra 31, ka birao ny 21, efitra lehibe 01 fanaovana fivoriana, efitra fitanana olona ka misy ny an’ny tsy ampy taona sy ny ampy taona
BC5- FAMONOANA OLONA : NOVONOINY NY RAFOZANY DIA NALAINY NY VOLA ARY NITSOAKA TANY AMIN’NY SIPANY IZY
BC5- FAMONOANA OLONA : NOVONOINY NY RAFOZANY DIA NALAINY NY VOLA ARY NITSOAKA TANY AMIN’NY SIPANY IZY ⭕️⭕️ Mpanampy an-trano no nahatongavan’ity lehilahy vao 20 taona ity tao amin’ny tokantrano iray tetsy Soavimasoandro. Rehefa nandeha ny fotoana dia lasa rafozany
MATOTRA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’ NY POLISIM-PIRENENA SY NY MPANAO GAZETY
MATOTRA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’ NY POLISIM-PIRENENA SY NY MPANAO GAZETY ???? Sehatra roa samihafa saingy mifandray ny fitandroana ny filaminana sy ny asa fanaovan-gazety . Ny andaniny manome ny vaovao ny mpanao gazety amin’izay tokony tsara ho fantatry ny
FIARA TAXIBE – COVID19: MARO IREO TAXI-BE TRATRAN’NY POLISY VAO MARAINA TSY MANARAKA NY FEPETRA.
Hatramin’ny 8ora 30 maraina teo dia miisa 20 sahady ireo taxibe tratran’ny Polisy tsy nanaraka ny fepetra napetraka hiarovana ny olom-pirenena amin’ny fiparitahin’ilay valan’aretina covid-19. Ny tsy fanaovana « Visière » moa no tena hita fa maro tsy manara-dalàna ka voatery nampidinina
FILAZANA FIKAROHANA
Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity lehilahy miseho sary eto ity mba hampandre haingana ny Service Sureté Urbaine d’Antananarivo (SUT) TSARALALANA na hiantso ny laharana : -034 05 998 47 -034 02 130 32 ANARANA : RATAHINJANAHARY
VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA
VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA ? Ny Polisim-pirenena no niandraikitra ny fanisana ireo olom-pirenena eny amin’ny boriborintany faharoa mahakasika ny fanomezana sosialim-bahoaka ho an’ny mponina eny an-toerana. Nanomboka
FARITA ITAOSY : TERATANY NIGERIANA MIISA 02 ,VEHIVAVY MALAGASY 01, FIARA MPITONDRA RONGONY AMIN’NY GONY SAMY TRA-TEHAKA AVOKOA
Teratany Nigeriana miisa 02 sy vehivavy Malagasy 01 no tratran’ny Polisy misahana ny zava-mahadomelina niaraka tamin’ny héroïne 75g sy cocaïne 2g ary emphetamine 0,5g teny amin’ny trano fonenan’izy ireo teny Itaosy. Izy 03 ireto no mpamatsy ireo entana eny amin’ny
CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA
CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA ??Vehivavy 01 milaza manana tany mirefy 1100m2 no naka mpanera hivarotra ilay tany. Rehefa raikitra ny fifanarahana dia amidin’ilay mpanera
INSPECTION GENERALE DE LA POLICE NATIONALE : HANATSARA NY FOMBA FIASANY NO SADY NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY PNUD
INSPECTION GENERALE DE LA POLICE NATIONALE : HANATSARA NY FOMBA FIASANY NO SADY NAHAZO FITAOVANA AVY AMIN’NY PNUD ??Notoloran’ny PNUD fitaovana informatika toy ny ordinateur sy imprimante ary vidéos projecteur ny Polisim-pirenena tamin’ny alalan’ny Inspection Générale de la Police