CSP 7 67 HA – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MIISA 02 MIARAKA AMIN’NY ANTSY LAVA INDRAY NO LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY HARIVA TEO TETSY ANKASINA ?♂️Nisy ny angom-baovao azon’ny Polisy mahakasika jiolahy mitondra zava-maranitra hanararaotra hanao asa
CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA ATO ANATY FB : 24 TAPITRISA NO AZON’ITY LEHILAHY ITY REHEFA NILAZA IZY FA MAHAVITA MANDEFA OLONA MIASA ANY MAORISY
✅ Milaza fa mahafantatra olona sy efa mpandefa olona hiasa any Maorisy izy . Olona miisa 12 no tafiditra tao anaty fandrika ary nahazoany vola 2 tapitrisa avy . Vola izay nolazainy tamin’ireo olona voafitaka fa hikarakarana ny antontan-taratasy rehetra
HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA
HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA ?♀️Tsy mitsahatra mitety sekoly ireo Polisy vehivavy avy ao amin’ny BFP mampahafantatra ny ankizy ny zony sy ny ady atao amin’ny herisetra izay
FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA
FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA ?♂️?♀️Ireo lehiben’ny kaomisaria sy ireo lehiben’ny hery vonjy taitra eto anivon’ny Polisim-pirenena indray no nahavita ny fiofanany izay nofaranana tetsy amin’ny sekoly ambony ny
BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY TOVOVAVY SY NY VEHIVAVY KARAKARAIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA
BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY TOVOVAVY SY NY VEHIVAVY KARAKARAIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA ✅ Omaly 25 Novambra no andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy . Ho fanamarihana izany dia
BUREAU CENTRAL NATIONAL INTERPOL ANTANANARIVO : NAHAZO FITAOVANA MARO SAMIHAFA HOENTINA MANATSARA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA
BUREAU CENTRAL NATIONAL INTERPOL ANTANANARIVO : NAHAZO FITAOVANA MARO SAMIHAFA HOENTINA MANATSARA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA ?️?️?? Nahazo fitaovana ( ordinateur, imprimante, vidéo sy écran Projecteur ,… ) mitentina 150 000 000ar avy amin’ny OIPIC ( Organisation Internationale de Police Criminelle)
FANAMBARANA
FANAMBARANA ✅Mikasika ilay raharaha vono olona ka nahafatesana mpiraki-draharaha sy inspecteur des impôts ny 15 novambra 2022 teny Imerinkiasinina, ny Polisim-pirenena Malagasy dia manao izao fanambarana izao : 1- Ny Polisim-pirenena Malagasy dia miondrika am-panajana manoloana ireo namana mpiara-miasa maty
BC3 – BC4 FANAFIHANA TOKANTRANO IRAY TETSY ANKADINDRAMAMY : VOASAMBOTRY NY POLISY IZY 07 MIANADAHY NANAO ILAY FANAFIHANA NIARAKA TAMIN’NY BASY
✅ 03 andro taorian’ny fanafihana mitam-basy nataon’ireo olon-dratsy tamina tokantrano iray tetsy Ambohidahy Ankadindramamy dia tra-tehaky ny Polisy avokoa ireto jiolahy miandahy miambavy ireto . ✅ Nisy tamin’izy ireo no nanao ny asa fanangonam-baovao mahakasika ilay trano ho tafihina, ny
FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA
FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ???? FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ?Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teto amin’ny toeram-piasany teto Anosy ny Masoivohon’ny Israely eto Madagasikara, Andriamatoa Eli Belotsercovsky
CUI: FISAFOANA MANDEHA AN-TONGOTRA AMIN’NY ALINA, MOTO « RACING KING » VAO AVY NANGALARINA NO TRA-TEHAKY NY CUI TENY NAMONTANA
CUI: FISAFOANA MANDEHA AN-TONGOTRA AMIN’NY ALINA, MOTO « RACING KING » VAO AVY NANGALARINA NO TRA-TEHAKY NY CUI TENY NAMONTANA ?️Moto iray, « Racing King » miloko fotsy no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Compagnie Urbaine d’intervention tokony ho tamin’ny 03 ora maraina
ROAD TO BAL : FISAORANA TAMIN’NY FIKARAKARANA NY COSPN
ROAD TO BAL : FISAORANA TAMIN’NY FIKARAKARANA NY COSPN ✅Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka sy ny fianakaviamben’ny Polisim-pirenena dia maneho fisaorana sy fankantelemana ho an’ireo mpitia « Basket » rehetra tsy ankanavaka nanohana ny COSPN nandritry ny « Road to bal » notanterahina tao amin’ny
ROAD TO BAL – COSPN : FANDRESENA INDRAY NO AZON’NY COSPN , TAFIAKATRA HIFANINANA AMIN’NY FIFANINANA « BAL » ETO AFRIKA IZY IREO
ROAD TO BAL – COSPN : FANDRESENA INDRAY NO AZON’NY COSPN , TAFIAKATRA HIFANINANA AMIN’NY FIFANINANA « BAL » ETO AFRIKA IZY IREO ???? KENYA PORT AUTHORITY (KENYA) 60 VS 66 ??COSPN ?Tafavoaka voalohany ary tafiakatra amin’ilay fifaninana BAL ny ekipan’ny COSPN