✅ Tokony ho tamin’ny 09 ora alina teo dia Polisy nanao fisafoana no sady nanao fanamiana sivily niditra elakelan-trano eny Faravohitra mivoaka aty Ampandrana ka nifanehitra tamina jiolahy miisa 02 ka ny 01 nitam-basy.
✅ Teo am-panomanana ny asa ratsiny ireto olon-dratsy no nifanehitra tamin’izy ireo ary saika hampiasa ny fitaovana teny aminy ny iray tamin’ ireo jiolahy.
✅ Voatery nitifitra azy ny Polisy ka maty teo ihany ny iray raha tafaporitsaka kosa ny iray hafa.