FETIN’ NY RENY ? : MIARAHABA SY MIRARY SOA NY RENY REHETRA IZAY LOHARANO NIPOIRANA NAHITANA MASOANDRO ?Ny Polisim-pirenena dia miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny Andro anio. Mankahery azy ireo , ary hitafy fahasalamana hatrany amin’ny fiatrehana ny adidy
DRSP ATSIMO ATSINANANA : NAHAZO MOTO MIISA 03 HOENTINA MANATSARA NY FOMBA FIASA
✅ Moto cross miisa 03 no azon’ny Polisim-pirenena miasa any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana avy amin’ny solombavam-bahoaka Raherijaona Reginna Clarisse . ✅Hanampy betsaka amin’ny fahafainganan’ny asa indrindra amin’ny famonjena ny vahoaka ny fanomezana fitaovana ho an’ny mpitandro ny filaminana .
CUI 1 – SUT – MPANENDAKA IREO MPIANDRY TAXIBE ETSY AMPEFILOHA : TRA-TEHAKA NIARAKA AMIN’NY I-PHONE 11 PRO SY FINDAY MIISA 03 HALATRA
✅ Nijery finday tetsy amin’ny Arrêt Fiaro ity tovovavy iray no nisy nisintona tampoka ilay finday teny an-tanany . Niantso vonjeo izy ary ren’ny olona manodidina ny antso vonjiny ka nanenjika an’ ity mpanendaka ny fokonolona . Ilay mpanendaka efa
CSP SOANIERANA IVONGO – FANGALARANA VOLA : VOLA MITENTINA 12 700 000AR NO LASAN’ITY RANGAHY ITY SAINGY TRATRAN’NY POLISY IHANY TATY AORIANA
✅ Tsy nahatohitra fakam-panahy ity rangahy ka vola nampitondraina azy omena olona indray no naodiny ary noentiny nandositra. Nametraka fitoriana araka izany ny tompom-bola. Nanao ny fanadihadiana ny Polisy ary tratra ilay rangahy . ✅ Vola 12 700 000ar no
FIP ANTANIMORA – ZAZAVAVIKELY VERY : HITAN’NY POLISY TETSY AMBODIMANGA BESARETY
FIP ANTANIMORA – ZAZAVAVIKELY VERY : HITAN’NY POLISY TETSY AMBODIMANGA BESARETY ?? Akory ny hafalian’ny renin’ilay zazavavy kely 04 taona rehefa tonga nanatitra ny zanany tao an-trano ny Polisy . Efa nitady azy hatraiza mantsy ity reniny saingy tsy nahita
DRSP SOFIA – FANOLANANA : NOHO NY FIFOHANA RONGONY BE LOATRA DIA NY ZANANY VAVY IHANY NO NAOLANY
✅ Nisara- panambadiana ity lehilahy 35 taona ity ary niara-nipetraka tamina vehivavy hafa sy ny zanany vavy 08 taona. Nanamparany ny filan-dratsiny tao ny zanany ka ny manodidina no niantso Polisy. Nisambotra azy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana. ✅
CSP7 – MPANGAROM -PAOSY ETSY 67HA : NY ZAZA NO ATAONY FITAOVANA HOENTINY MANGAROM-PAOSY
✅ Polisy nanao fanamiana sivily mijoro eny amin’ny arrêt bus no nahatsikaritra ity lehilahy nitrotro zaza nanataka poketrana vehivavy niandry bus tetsy amin’ny tany malalaka. ✅ Nosamborina avy hatrany ity lehilahy ity. Ny ratsy tsy kely lalana satria miisa 04
FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISY – LEHILAHY NAMPIASA ANTONTAN-TARATASY HOSOKA : VOASAMBOTRA ARY NANOKAFANA FANADIHADIANA
FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISY – LEHILAHY NAMPIASA ANTONTAN-TARATASY HOSOKA : VOASAMBOTRA ARY NANOKAFANA FANADIHADIANA ✅ Tonga eny amin’ny Polisy ity lehilahy 31 taona hametraka ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny fifaninanana hidirana ho Polisy. Rehefa nojerena ireo antontan-taratasy dia fantatra fa hosoka
CSP7 – BC4 – ADY NIAFARA TAMIN’NY FAHAFATESANA : NOTSATOHAN’ILAY LEHILAHY ANTSY NY RAFILAHINY KA NAMOY NY AINY
✅ Niantso ity sakaizany taloha ilay vehivavy ary nilaza fa vonoin’ilay lehilahy miaraka aminy amin’izao izy ka mila vonjy. Tonga tany an-tranon’ilay tovovavy tokoa ity sakaizany taloha ary nifankahita tao izy roalahy . ✅Raikitra ny ady ka notsindronin’ilay lehilahy miaraka
CSP6 – BC3 – FAMAKIANA FIARA TETSY ANDRANOMENA: TRATRA IREO MPANGALATRA HITA TAO ANATY CAMERA DE SURVEILLANCE
✅ Fiara iray no nijanona tamina Parking tetsy Andranomena raha niantsena tao amina tranombarotra iray tsy lavitra teo ny tompony. Rehefa tafiditra tao amin’ny tranombarotra ilay vehivavy tompona fiara dia nisy namaky ny fiarany. ✅ Lasa tamin’izany ny Poketra nisy
USI – FANAFIHANA MITAM-PIADIANA ETO AN-DRENIVOHITRA : JIOLAHY IRAY NO NAMOY NY AINY TETSY MANJAKARAY
✅ Lavon’ ny balan’ny Polisy tetsy Manjakaray ra « Dadafara » tokony ho tamin’ny 1ora sy 45 minitra maraina teo. ✅ Kalaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fakana an-keriny ity jiolahy ity . Efa nigadra tany Tsiafahy izy ary izao saika hamerina
DRSP ATSIMO ATSINANA – NOTOKANANA ANDROANY : HANAMPY BETSAKA NY POLISY AMIN’NY ADY ATAO AMIN’NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA
DRSP ATSIMO ATSINANA – NOTOKANANA ANDROANY : HANAMPY BETSAKA NY POLISY AMIN’NY ADY ATAO AMIN’NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA ? Ny volana Martsa lasa teo no vita ary notokanana ny fitaleovam-paritra tany amin’ny faritra Analanjirofo , ankehitriny dia nahazo ny anjarany ihany