FANADINANA HIDIRANA HO POLISY : MIHEMOTRA HO 9 SY 10 JOLAY NY FIFANINANANA RAHA LASA NY 10 JONA KOSA NY FARAN’NY FAMETRAHANA ANTONTAN-TARATASY

✅ Ampahafantarina isika izay miomana amin’ny fikarakarana antontan-taratasy amin’ny fiatrehana ny fanadinana hidirana ho Polisy fa mihemotra ho amin’ny 10 jona ny farany fanaterana antontan-taratasy. ✅ Araka izany dia mihemotra ho amin’ny 9 sy 10 jolay ihany koa ny fanatanterahana

DRFC – FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : NAHAZO FIOFANANA IREO POLISY MISAHANA NY ADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA

DRFC – FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : NAHAZO FIOFANANA IREO POLISY MISAHANA NY ADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA ✅ Hanampy betsaka ny Polisy amin’ny ady ataony amin’ny zava-mahadomelina ny fanomezana fampiofanana azy ireo hanampy amin’ny fifehezana ny asany. ?‍♂️Miisa 24 ireo Polisy

CSP4 – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : TERAKA TAO ANATY FIARAN’NY POLISY ILAY RENIM-PIANAKAVIANA NOENTINA HAMONJY TOERAM-PITSABOANA

CSP4 – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : TERAKA TAO ANATY FIARAN’NY POLISY ILAY RENIM-PIANAKAVIANA NOENTINA HAMONJY TOERAM-PITSABOANA ?‍?‍?Dia an-tongotra amin’ny 02 ora maraina no noentin’izy mianakavy kely namonjy toeram-pitsaboana satria andeha hiteraka ilay renim-pianakaviana. Fiarana Polisy nanao sakana tetsy