✅ Ampahafantarina isika izay miomana amin’ny fikarakarana antontan-taratasy amin’ny fiatrehana ny fanadinana hidirana ho Polisy fa mihemotra ho amin’ny 10 jona ny farany fanaterana antontan-taratasy. ✅ Araka izany dia mihemotra ho amin’ny 9 sy 10 jolay ihany koa ny fanatanterahana
