✅ Vao 17 taona monja izy roalahy ireto dia hikoizana amin’ny fanendahana satria dia tsy vao izao no tratra nanendaka fa efa mpamerin-keloka sahady dia voasambotra izao sahady . ✅ Noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny vaomieran’ny fandriampahalemana sy ny Polisim-pirenena