SAG – TANTSAHA SAIKA VOAENDAKA VAO MARAINA TETSY NAMONTANA : LAVON’NY BALAN’NY POLISY ILAY JIOLAHY NIARAKA TAMIN’NY ANTSY BE SY FANAFODY GASY ✅ Tantsaha nitondra entana vao maraina mandalo eny Namontana no saika notrobaran’ity lehilahy ny antsy be . Polisy
FILAZANA HO AN’NY KANDIDA HANDRAY ANJARA AMIN’NY FIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY, SESSION 2021-2022
FILAZANA HO AN’NY KANDIDA HANDRAY ANJARA AMIN’NY FIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY, SESSION 2021-2022 ILAZANA NY BE SY NY MARO FA NIHEMOTRA AMIN’NY 09 SY 10 JOLAY 2022 NY DATY HANAOVANA NY FANADINANA, ARAK’IZANY DIA NIHEMOTRA NY 10 JONA 2022
CSP7- BC- USI – FAMONOANA MPANAO CASH POINT TETSY 67HA : TRATRAN’NY POLISY TENY ANTSALOVANA IREO NAHAVANON-DOZA
CSP7- BC- USI – FAMONOANA MPANAO CASH POINT TETSY 67HA : TRATRAN’NY POLISY TENY ANTSALOVANA IREO NAHAVANON-DOZA ✅ Teo am-pizarana vola izy 03 lahy ireto no tratran’ny Polisy ny boriborintany fahafito teny Antsalovana . Izy ireo no nanatanteraka ny famonoana
FILAZANA MOMBA NY FIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY, TAONA 2021-2022
FILAZANA HO AN’IREO HANDRAY ANJARA AMIN’NYFIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY, SESSION 2021-2022 ILAZANA NY BE SY NY MARO FA NY FIFANINANANA ANDRAISANA HO MPIANATRA “COMMISSAIRES DE POLICE”, “OFFICIERS DE POLICE”, “INSPECTEURS DE POLICE” ARY “AGENTS DE POLICE” “SESSION 2021 –