POLISIM-PIRENENA – MASOIVOHO FRANTSAY – MINISITERAN’NY FIZAHANTANY – FHORM : HAMETRAHANA TAKELAKA IREO TOERANA VOARARA HIDIRAN’IREO ZAZA TSY AMPY TAONA ✅ Hisy ny fametrahana takelaka ataon’ny Polisim-pirenena mandrara ireo ankizy tsy hiditra amin’ireny toerana voarara ho an’ny zaza tsy ampy
CSP4 ISOTRY – FANENDAHANA : TANORA MIISA 03 TRATRAN’NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVILY NANENDAKA
✅ Manodidina ny 20 taona eo ny salan-taonan’ireto tanora ireto ary eny Andavamamba sy Manjakaray izy ireo no mipetraka saingy eny Antohomadinika sy Andranomanalina no tratran’ny Polisy manao fanamiana sivily ambodiomby nanendaka. ✅ Efa tafaverina any amin’ny tompony moa ny
POLISIM-PIRENENA : LANONANA TELO SOSONA NO TONTOSA ANDROANY TENY AMIN’NY ENSP IVATO
POLISIM-PIRENENA : LANONANA TELO SOSONA NO TONTOSA ANDROANY TENY AMIN’NY ENSP IVATO ?♂️ Fifamindram-pibaikoana teo amin’ny tale misahana ny sekoly ambony ny Polisim-pirenena teo aloha ny Contrôleur général de police Jean Yves Remi ANDRIANIRINARIVELO ny tale vaovao ny Commisaire principal
BC3 – BC4 – FIFAMPITIFIRINA TETSY IVANDRY : LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY MIISA 02 SY ODY GASY
✅ Teny Ivandry no nifanehitra ny Polisy sy ireo jiolahy rehefa nisy ny fifanenjehana tamin’ny faritra maro teto an-drenivohitra. Nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny roa tonta no nahalavo ity jiolahy fantatra amin’ny solon’anarana hoe « Tintin » ity . ✅ Mbola hita
CSP 3 – LEHILAHY NANGALATRA TETSY BEHORIRIKA : MPIANATRA HO POLISY AM-PERINASA NO NOEZAHINY NALAINA NY KITAPONY SAINGY TRATRA IZY ARY NILATSA-DRANOMASO NANENINA NY AMIN’NY NATAONY
✅ Mba hahafahan’ilay mpianatra ho Polisy manatanteraka ny asany amin’ny fiambenana ireo olona mpiandry bus etsy behoririka dia nohesoriny ny kitapony ary napetrany tamin’ny toerana iray tsy lavitra teo. ✅ Tovolahy iray nihaodihaody teo akaiky teo no nitondra gony ary
FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA
FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA ✅ Marobe ireo ankizy mpanala fanadinana BEPC eto amin’ny LMA Ampefiloha tsy afaka mody fa misakafo atoandro eto ampitan’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. ?♂️ Tsy nijery azy