?♂️Nisy ny angom-baovao azon’ny Polisy mahakasika jiolahy mitondra zava-maranitra hanararaotra hanao asa ratsy mandritra ny fiavian’ny orana tetsy Ankasina.
✅️ Tonga teny an-toerana ireo Polisy manao fanamiana sivily niandry ireto olon-dratsy . Teo am-panendahana olona hamonjy fodiana tokoa ireto farany no nifanehitra tamin’ny mpitandro ny filaminana
? Vokany jiolahy miisa 02 indray no lavon’ny balan’ny Polisy .