✅ Notanterahina ny zoma 22 desambra teny amin’ny ENSP Ivato ny fametrahana ambany faneva ny andiany MENDRIKA ( Maturité-Endurance-Neutralité- Dévouement -Rigueur-Intégrité -Courage- Abnégation ). 👮Izy ireo dia nahavita ny fiofanana ara-batana sy ara-tsaina izay nampitàna ny soatoavina maha Polisy ho
DRSP VAKINAKARATRA/ CSPD BETAFO NAHAZO MOTO IRAY HO FAMPANDEHANANA NY ASA NY KAOMISARIAN’I BETAFO
✅️ Nahazo fitaovam-pitaterana vaovao ny Kaomisarian’i Betafo. 🗓 Ny alatsinainy 11 desambra teo dia tonga nanolotra « moto » iray hoan’ny Polisy ao an-toerana ny lehiben’ny Distrika sy ny solombavam-bahoaka ao Betafo, ny Dr FIAROVANA Celestin Lovanirina. ✅️ Izao moa dia tafiditra
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY/ BIANCO : NISONGADINA NY MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Nisongadina ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka tamin’ny fifaninanana roa sosona izay nokarakarain’ny BIANCO. 🎖🏅 Teo amin’ny fifaninana 🎬 horonan-tsary fohy izay mivohy ny ady atao amin’ny kolikoly dia nahazo mari-pankasitrahana ny Polisimpirenena. 🏆Nahazo ny laharana voalohany kosa ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka teo
FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA
✅️ Tonga nanao ny adidiny amin’ny maha-olom-pirenena azy, tao amin’ny biraom-pifidianana tao amin’ny EPP Ambolamena, Commune BONGATSARA Antsimondrano, ny Ministry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. 🎤 Tamin’izany no nanambarany fa mizotra araka ny tokony ho izy
MSP -MNDPT : Nisitraka « tablettes » miisa 119 avy amin’ny MNDPT ny Polisimpirenena
✅️ Zava-dehibe ho an’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka ny fiarahamiasa mba entina hanatsarana ny asa. Araka izany dia nisitraka « tablettes » miisa 119 avy amin’ny MNDPT na ny Ministeran’ny Fampiroboroboana sy Fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ny Polisimpirenena.
CSP7: OLOMPIRENENA AFAPO TAMIN’NY FOMBA FIASAN’NY POLISY, TONGA NANOME FANOMEZANA.
✅️ Fanamby napetraka eto anivon’ny Polisimpirenena ny fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo olona manan-draharaha tonga manantona ny birao isan-tsokajiny. 🤝 Olon-tsotra afapo tamin’ny fomba fiasan’ny Polisy miasa ao amin’ny CSP7 no tonga nanatitra fanomezana ho azy ireo. 🖥 ⌨️ Solotsaina
ENIAP ANTSIRABE – ANDIANY MAHEFA : POLISY VAOVAO MIISA 1362 NAHAVITA FIOFANANA
✅️ Ho fametrahana fandriampahalemana maharitra manerana ny Nosy dia nanao ezaka ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mba hampitomboana isa ny Polisy. Araka izany dia andiany vaovao misalotra ny anarana MAHEFA (Maturité-Approche-Honneur -Engagement-Force-Assiduité) no nivoaka ny sekoly ENIAP ny zoma
DRSP MENABE/ CSP MAHABO : TOVOLAHY IRAY NALAIN’NY JIOLAHY AN-KERINY, AVOTRY NY POLISY ARA-POTOANA
✅️ Singa iray lehibe amin’ny fiarovana ny vahoaka ny ady atao amin’ny fikambanan-jiolahy fa indrindra ny fakana an-keriny sy fanaovana takalon’aina. 🗓 Raha tsiahivina dia tovolahy iray no nalain’ny jiolahy an-keriny ny 29 oktobra lasa teo tao amin’ny tanànan’ Ankazoabo
FANAMBARANA
FANAMBARANA
PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO
✅️ Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mikasika ny fitantatana ifotony ny filaminana ny fananganana fotodrafitr’asa vaovao. 🏠 Arak’izany dia nisy ny fanolorana trano fiasana vaovao ho an’ny Filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Menabe ny Asabotsy 07 oktobra lasa
DRSP MENABE/ CSPD MIANDRIVAZO: LEHILAHY IRAY TRATRA AMBODIOMBY NANAO VOLA SANDOKA
Tra-tehaky ny Polisy ao Miandrivazo ity lehilahy iray ity noho ny fanapariahana sy fanamboarana vola sandoka. ✅️ Rehefa nahazo angom-baovao ny Polisy ao an-toerana dia nametraka ny paik’ady rehetra ary nanao ny fanarahan-dia azy ka teo am-panakalozana vola ity farany
SRPJ DIANA/ ZAZALAHY HITA FATY : NY RENINY IHANY NO NAMONO ILAY ZAZA
✅️ Voasambotry ny Polisy ilay renimpianakaviana nahavanon-doza namono zaza tao Mangarivotra Commune Urbaine Antsiranana. Raha tsiahivina dia nahitana fatin-jaza tao anaty lavadrano. ✅️ Rehefa natao ny fanadihadiana dia fantatra fa ny reniny ihany no namono ny zanany ny 03 oktobra