Tontosa androany 26 Jolay 2023, teto amin’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny fanokafana amin’ny fomba ôfisialy ny Fihaonambe iraisamparitra mikasika ny Fiarovana sy ny Filaminana, na « FORUM INTERREGIONAL SUR LA DEFENSE ET LA SECURITE », hotanterahina any Morondava, Renivohitr’i MENABE, ny
Lalaon’ny Nosy Taranja Basket ball
𝗗𝗶𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗼𝗮 𝗿𝘆 « 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗲𝘀 𝗰𝗼𝗮𝗰𝗵𝘀 » 😇😍🥰. Rehefa nihantahanta ny mpilalao tamin’ny alatsinainy dia tonga izy 3 mianadahy androany nanatitra baolina basket 29 isa, moustiquaires, kiraro ( ny ankizy ihany no nandeha nisafidy tany amin’ny mpivarotra. » 𝙉𝙖𝙣𝙜𝙖𝙩𝙖𝙠𝙖
FODIAN’IREO MPANALA FANADINANA IZAO HARIVA IZAO : NISY IREO POLISY NITATITRA IREO MPIADINA NAMONJY FODIANA TAMIN’NY FIARA
🚔🚨Manohy ny asany ny Polisy ary manampy ireo mpiadina sahirana amin’ny fodiana amin’izao hariva izao . Misy ireo Polisy mampiasa ny fiara hitaterana ireo ankizy any amin’ny toeram-podiany . 👮♂️ Misy ihany koa ny Polisy mampindrana finday hiantsoan’ireo mpiadina ny
CSP 3 / HORONANTSARY NAHITANA MPANGAROM-PAOSY TETSY BEHORIRIKA NIVOAKA TAMIN’NY FB : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY MPANGAROM-PAOSY IRAY
🚨Tsy ela fa avy dia nidina ifotony ny Polisy vao nahita ilay horonantsary misy ireo lehilahy mpangarom-paosy tetsy Behoririka . 👮♂️Vokany , tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny 01 amin’izy ireo , ireo 02 ambiny kosa efa tsy teo
CSP 7 – ASA FANENDAHANA ETSY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA : TELO LAHY NIARAKA TAMINA ANTSY LAVA LELA NO TRA-TEHAKY NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVLY TENY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA
👮♂️Polisy manao fanamiana sivly ary manao fisafoana amin’ny hariva no nahita ireo telo lahy mijorojoro manao fihetsika hafahafa manara-maso mpandeha an-tongotra tetsy amin’ny arrêt bus 67 ha atsimo akaiky ny ravitoto ✅️ Rehefa nanatona azy ireo ny Polisy dia nirifatra
TAO AO AMINA TOKANTRANO NIASANY : TRATRA NIARAKA TAMIN’NY VOLA 7 TAPITRISA ARIARY SY KOJAKOJA MARO SAMIHAFA
✅️ Rehefa natokisan’ny mpampiasa azy ity mpanampy an-trano ity dia navela irery tao an-trano. ✅️ Tsy nahatohitra fakam-panahy ity farany rehefa nisavasava tao ary nahita ny fitoeram-bola tao an-trano. Nalainy ny vola mitentina 14 tapitrisa ariary ary lasa izy nandositra
FIP – ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA ANY AMIN’NY FARITRA : MIISA 05 NY JIOLAHY LAVON’NY POLISY NANDRITRA NY 03 ANDRO
1️⃣ Ny 09 jolay lasa teo dia miisa 02 ny dahalo lavon’ny balan’ ny FIP tao Maintirano raha saika nanafika tanàna iray tany an-toerana niaraka tamin’ny namany . 2️⃣ Ny 11 jolay indray dia jiolahy 02 indray efa gaigilahy amin’ny
PMPM TOLIARA – FANOLANANA : RANGAHY LEHIBE 77 TAONA NOSAMBORINA NOHO NY FANOLANANA ZAZAVAVIKELY 07 TAONA MANANA FAHASEMBANANA
Nohararaotin’ity olon-dehibe 77 taona ity ny zazavavy kely 08 taona manana fahatarana ara-tsaina ka nanamparany ny filan-dratsiny . Rehefa nozahan’ny Mpitsabo ilay zazavavikely dia fantatra fa nisy nanolana . Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Polisy teny an-toerana ary nikaroka
AKAN’NY FITAIZANA ZAZA KAMBOTY – MSOP AMBATOLAMPY. NAHAZO SOLOSAINA AVY AMIN’NY ORINASA SIKA/MADECASSE NY AKANY
Tonga nanolotra solosaina miisa 20 ho an’ny Akany Fitaizana zaza kamboty beazina ao Ambatolampy ny Orinasa SIKA izay isoloan’ny MADECASSE tena eto Madagasikara ny alahady 09 Jolay 2023. 🕴️🤝Tonga nanolotra izany ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa, Andriamatoa David mivady, ary