Nakarina eo amin’ny grade « Inspecteur de Police » izy 31 Mianadahy ireto rehefa hita fa nahafapo ny asa nataon’izy ireo ary nahafeno ny fepetra notakiana amin’ny fitondrana izany galona izany . Tafiditra ao anatin’izany ireo Polisy mirahalahy nitondra avo ny voninahi-pirenena