Notenenin’ny Polisy moramora izy ireto ary nampahafantarina fa voarara ny lalĂ na ny filokana an-dalambe. đźš”Rehefa lasa ny Polisy ary niverina teo amin’ilay toerana dia ireo izy 05 lahy misahirana manohy ny lalao . 🚨Nosamborin’ny Polisy avy hatrany ireto farany rehefa
FIKAONAN-DOHA IRAISAM-PARITRA MIKASIKA NY FIAROVANA SY NY FILAMINANA NY 03 SY 04 AOGOSITRA 2023 : NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANIO ANY MORONDAVA
Nosokafana anio Alakamisy 03 Aogositra any Morondava ny fikaonan-doha iraisam-paritra mikasika ny fiarovana sy filaminana karakarain’ny mpitandro filaminana ( Miaramila , Zandary, Polisy ) . ✅️ Ho fanatanterahana ny velirano napetraky ny Filoham-pirenena dia ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra moa no