✅️ Tonga nanao ny adidiny amin’ny maha-olom-pirenena azy, tao amin’ny biraom-pifidianana tao amin’ny EPP Ambolamena, Commune BONGATSARA Antsimondrano, ny Ministry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. 🎤 Tamin’izany no nanambarany fa mizotra araka ny tokony ho izy
MSP -MNDPT : Nisitraka « tablettes » miisa 119 avy amin’ny MNDPT ny Polisimpirenena
✅️ Zava-dehibe ho an’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka ny fiarahamiasa mba entina hanatsarana ny asa. Araka izany dia nisitraka « tablettes » miisa 119 avy amin’ny MNDPT na ny Ministeran’ny Fampiroboroboana sy Fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ny Polisimpirenena.
CSP7: OLOMPIRENENA AFAPO TAMIN’NY FOMBA FIASAN’NY POLISY, TONGA NANOME FANOMEZANA.
✅️ Fanamby napetraka eto anivon’ny Polisimpirenena ny fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo olona manan-draharaha tonga manantona ny birao isan-tsokajiny. 🤝 Olon-tsotra afapo tamin’ny fomba fiasan’ny Polisy miasa ao amin’ny CSP7 no tonga nanatitra fanomezana ho azy ireo. 🖥 ⌨️ Solotsaina
ENIAP ANTSIRABE – ANDIANY MAHEFA : POLISY VAOVAO MIISA 1362 NAHAVITA FIOFANANA
✅️ Ho fametrahana fandriampahalemana maharitra manerana ny Nosy dia nanao ezaka ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mba hampitomboana isa ny Polisy. Araka izany dia andiany vaovao misalotra ny anarana MAHEFA (Maturité-Approche-Honneur -Engagement-Force-Assiduité) no nivoaka ny sekoly ENIAP ny zoma
DRSP MENABE/ CSP MAHABO : TOVOLAHY IRAY NALAIN’NY JIOLAHY AN-KERINY, AVOTRY NY POLISY ARA-POTOANA
✅️ Singa iray lehibe amin’ny fiarovana ny vahoaka ny ady atao amin’ny fikambanan-jiolahy fa indrindra ny fakana an-keriny sy fanaovana takalon’aina. 🗓 Raha tsiahivina dia tovolahy iray no nalain’ny jiolahy an-keriny ny 29 oktobra lasa teo tao amin’ny tanànan’ Ankazoabo