✅️ Zava-dehibe ho an’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka ny fiarahamiasa mba entina hanatsarana ny asa. Araka izany dia nisitraka « tablettes » miisa 119 avy amin’ny MNDPT na ny Ministeran’ny Fampiroboroboana sy Fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ny Polisimpirenena.