✅Nozaraina tohan’aina ireo Polisy👮♂️ eny an-kianja satria mifantoka tanteraka amin’ny asa izy ireo, ary tsy misy fotoana na hizahana sakafo atao vatsy aza. 🥪🥛Ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka no manohana azy ireo ara- tsakafo ary ny FIVAPOVA na ny Fikambanan’ny Vady polisy
FANKALAZANA NY FAHA 62 TAONAN’NY POLISIM-PIRENENA: HAZAKAZAKA ARA-PIRAHALAHIANA SY KERIMESY NO NANAMARIHANA NY FAHA 62 TAONA NY ASABOTSY 30 SEPTAMBRA , MBOLA HITOHY ANDROANY KOSA NY KERIMESY
👮♂️👮♀️Polisy manodidina ny 700 mahery no naneho ny firaisan-kinany tamin’ny alalan’ny hazakazaka teny Ivato ho fanohizana ny hetsika fanamarihana ny fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena. Nanomboka teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny hazakazaka ary nifarana teny amin’ny Sekoly Ambonin’ny Polisy
HETSIKA MARO NY HANAMARIHANA NY FANKALAZANA IZAY HO ATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA RA RAHAMPITSO ALAKAMISY 28 SEPTAMBRA
👮♂️🎂👮♀️ Ho fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena dia maro ny hetsika tanterahina ho fanamarihana izany izay hanomboka ny Alakamisy 28 Septambra 2023. 🗓Toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana mahakasika izany : ✅️ Alakamisy 28 Septambra : 👉🩸fanomezan-dra ataon’ny Polisim-pirenena
FIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : POLISY MIISA 08 NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 12 KOSA NO NIAKATRA HO OFFICIER DE POLICE.
✅️ Notanterahina tetsy amin’ny Toby Hery vonjy taitran’ny Polisim-pirenena « Camp Contrôleur Général de Police RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny fametrahana galona ho an’ireo Polisy miisa 20 . 👮♂️👮♀️ 08 Mianadahy no nakarina ho Commissaire de Police ary 12 kosa nahazo
ENSP IVATO / FAMOAHANA NY ANDIANY VINA : MIISA 20 IREO NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 30 KOSA NY OFFICIER DE POLICE
Notanterahina androany ny lanonana famoahana ho Polisy an’ireo 50 mianadahy mitondra ny anarana andiany « VINA » rehefa nahavita niatrika ny fiofanana nandritra ny 2 taona teo anivon’ny Sekoly ambonin’ny Polisim-pirenena. 👮♂️👮♀️️ Ho an’ny sokajy « Commissaire de Police » dia miisa roapolo (20)
SCES – FAMPIASANA FITOMBOKA HOSOKAN’ NY MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY FITANTANAM-BOLA : LEHILAHY 01 MISANDOKA HO MPIASAN’NY FITANTANAM-BOLA VOASAMBOTRA , MIAMPY NY VADINY SY VEHIVAVY IRAY HAFA MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINY
Rehefa nojerena ireo antontan-taratasin’ity vehivavy iray saika hanao Pasipaoro dia nampiahiahy ny Polisy izany, natao ny fanadihadiana ary fantatra fa hosoka avokoa ireo antontan-taratasy nampiasainy . Nitohy ny famotorana ary tamin’izany no nahalalana fa vehivavy ho aondrana hiasa an-trano any
AKANY AMBATOLAMPY : NITONDRA FANOMEZANA HO AN’IREO ANKIZY KAMBOTY TAIZAIN’NY POLISY NY MASOIVOHO AMERIKANA
Ny fianarana no ampinga tsara indrindra hoentina miatrika ny fiainana » io no nambaran’ dRamatoa Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo raha nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty taizaina ao amin’ny Akany Ambatolampy ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy . ✅️
FOTODRAFITRASA VAOVAON’NY POLISIM-PIRENENA : NOTOKANANA ANDROANY NY FITALEAVAM-PARITRA ANALAMANGA SY NY ANY ALAOTRA MANGORO
✅️ Notokanana androany sabotsy 09 septambra ny biraon’ny Polisim-pirenena vaovao eto amin’ny fitaleavam-paritra Analamanga sy Alaotra Mangoro . ✅️ Tonga nitokana izany tany an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina mivady sy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta ary notronin’ireo olo-manan-kaja ambony sivily
LALAON’NY NOSY
𝘛𝘢𝘳𝘢𝘯𝘫𝘢 𝘉𝘢𝘴𝘬𝘦𝘵 𝘉𝘢𝘭 : Tompon-daka isika, Medaly Volamena avokoa no azon’ny ekipam-pirenena Malagasy , 3×3 sokajy lehilahy sy vehivavy😍🔥✊🏽 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘆🤍❤️💚 «𝘍𝘢𝘯𝘥𝘳𝘦𝘴𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘯-𝘬𝘪𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘮𝘪𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘢. » « 𝙀𝙣𝙨𝙚𝙢𝙗𝙡𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙪𝙣𝙚 𝙫𝙞𝙘𝙩𝙤𝙞𝙧𝙚 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡’𝙪𝙣𝙞𝙩é 𝙚𝙩 𝙡𝙖 𝙙𝙞𝙫𝙚𝙧𝙨𝙞𝙩é
LALAON’NY NOSY / POLISIM-PIRENENENA MIARO SY MANAMPY : NANOME TANANA TAMIN’NY FANADIVOANA NY TANANA
Polisy miisa 200 ( nahitana Polisy am-perin’asa sy mpianatra ho Polisy ) izay notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka no indray niara- nientana nanao asa tagnamaro nanadio ny lalana mihazo ny carlton anosy hatreny amin’ny Antenimieran-doholona ary avy teo dia nifindra teny
FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY LALAON’NY NOSY : NITONDRA FANKAHEREZANA HO AN’NY MPITANDRO FILAMINANA NY PRAIMINISITRA LEHIBEN’NY GOVERNEMENTA
✅️ Nitsidika ny Centre opérationnel hiarahan’ireo mpitandro filaminana (EMMONAT , EMMOFAR ) mandrindra ny fitandroana ny filaminana madritra ny lalaon’ny Nosy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ireo minisitra eo anivon’ny governemanta nahitana ny Minisitry ny fiarovam-pirenena, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka
AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA
Tonga nanolotra fitaovan-tserasera ( box internet , puce flotte, écran ) ho an’ny Polisim-pirenena ny Orinasa Airtel izay notarihin’ Andriamatoa RANDRIANARISON Heritiana, Talen’ny varotra sy ny fitsinjarana. 👮♂️🙏 Nandray sy nisaotra azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur