Adidy lehibe hiandraiketan’ny Polisim-pirenena ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fanatanterarahana ny lalaon’ny nosy izay hanomboka ny zoma ho avy izao ny lanonana fanokafana. ✅️ Nisy ny fivoriana notanterahin’ireo lehiben’ny Polisim-pirenena notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fiarovana ireo toerana sy
TOURNOI ASIEF 2023 : LASAN’NY POLISIM-PIRENENA AVOKOA NY AMBOARA TEO AMIN’NY TARANJA FOOT SY BASKET
Nisongadina ny ekipan’ny Polisim-pirenena tamin’ny taranja iombonana nandritra ny fifaninanana ara-panatanjahatena ASIEF natao tany Toamasina . ⛹️♂️Ho an’ny taranja Basket-ball dia lasan’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka avokoa ny amboara teo amin’ny sokajy senior sy ny sokajy vétéran . ⚽️ Ho an’ny taranja
LALAON’NY NOSY – TARANJA BASKET BAL : TOY IREO ATLETA REHETRA MANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY DIA NAHAZO PRIME AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANAJAKANA IHANY KOA NY ANKOAY
Tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana, amin’ny fikarakarana ny fiatrehan’ny lalaon’ny nosy izay atao eto Madagasikara manomboka ny 25 Aogositra ho avy izao. Ankoatra ny tohana ataon’ny Minisitera mpiahy dia androany no nanolorana ny » Prime » avy amin’ny fitondram-panjakana ho an’ireo
PMPM ANTSIRABE – FANAMPIM-BAOVAO MAHAKASIKA IREO ANKIZY ROALAHY TANY ANTSIRABE NIVOAKA FB : EFA HITAN’NY POLISY NY TRANON’IZY ROALAHY ARY MISY NY FANAMPIANA OMENA AZY IREO
Nisy namoaka teto amin’ny tambazotra fb ny fiainan’izy roalahy kely ireto ary voalaza fa sahirana ara-pivelomana ireto farany ka mandeha mitady vola hividianany sakafo ho an’ny zokiny migadra. 👮♀️ Voaresaka ihany koa tao anatin’ilay « publication » fa efa maty ny rainy
UIR – FILOKANA AN-DALAMBE : OLON-DEHIBE MIISA 05 NOSAMBORINA REHEFA NANAOVANA FANENTANANA KANEFA MBOLA NAMERINA IHANY
Notenenin’ny Polisy moramora izy ireto ary nampahafantarina fa voarara ny lalàna ny filokana an-dalambe. 🚔Rehefa lasa ny Polisy ary niverina teo amin’ilay toerana dia ireo izy 05 lahy misahirana manohy ny lalao . 🚨Nosamborin’ny Polisy avy hatrany ireto farany rehefa
FIKAONAN-DOHA IRAISAM-PARITRA MIKASIKA NY FIAROVANA SY NY FILAMINANA NY 03 SY 04 AOGOSITRA 2023 : NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANIO ANY MORONDAVA
Nosokafana anio Alakamisy 03 Aogositra any Morondava ny fikaonan-doha iraisam-paritra mikasika ny fiarovana sy filaminana karakarain’ny mpitandro filaminana ( Miaramila , Zandary, Polisy ) . ✅️ Ho fanatanterahana ny velirano napetraky ny Filoham-pirenena dia ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra moa no
POLISIM -PIRENENA / FIAKARANA GALONA : MIISA 31 IREO POLISY NOTOLORANA NY GRADE INSPECTEUR DE POLICE
Nakarina eo amin’ny grade « Inspecteur de Police » izy 31 Mianadahy ireto rehefa hita fa nahafapo ny asa nataon’izy ireo ary nahafeno ny fepetra notakiana amin’ny fitondrana izany galona izany . Tafiditra ao anatin’izany ireo Polisy mirahalahy nitondra avo ny voninahi-pirenena
BC4 – HALATRA FIARA SY FIKASANA HAMONO OLONA : TOVOVAVY 20 TAONA IZAY ZAOBAVINY MIPETRAKA AO AMINY IHANY NO NITETIKA HAKA NY FIARA SY HAMONO AZY
🚘 Nikasa hivarotra ny fiarany ny renim-pianakaviana iray ary nilaza ity zaobaviny fa mahita mpividy saingy any Ambatofotsy na Imerikasinina vao mety hanao ny andrana an’ilay fiara ilay olona hitany . Tsy nanaiky ilay ramatoa ary nilaza izy fa aleo
FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FIHAONAMBA IRAISAMPARITRA MIKASIKA NY FIAROVANA SY NY FILAMINANA
Tontosa androany 26 Jolay 2023, teto amin’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny fanokafana amin’ny fomba ôfisialy ny Fihaonambe iraisamparitra mikasika ny Fiarovana sy ny Filaminana, na « FORUM INTERREGIONAL SUR LA DEFENSE ET LA SECURITE », hotanterahina any Morondava, Renivohitr’i MENABE, ny
Lalaon’ny Nosy Taranja Basket ball
𝗗𝗶𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗼𝗮 𝗿𝘆 « 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗲𝘀 𝗰𝗼𝗮𝗰𝗵𝘀 » 😇😍🥰. Rehefa nihantahanta ny mpilalao tamin’ny alatsinainy dia tonga izy 3 mianadahy androany nanatitra baolina basket 29 isa, moustiquaires, kiraro ( ny ankizy ihany no nandeha nisafidy tany amin’ny mpivarotra. » 𝙉𝙖𝙣𝙜𝙖𝙩𝙖𝙠𝙖
FODIAN’IREO MPANALA FANADINANA IZAO HARIVA IZAO : NISY IREO POLISY NITATITRA IREO MPIADINA NAMONJY FODIANA TAMIN’NY FIARA
🚔🚨Manohy ny asany ny Polisy ary manampy ireo mpiadina sahirana amin’ny fodiana amin’izao hariva izao . Misy ireo Polisy mampiasa ny fiara hitaterana ireo ankizy any amin’ny toeram-podiany . 👮♂️ Misy ihany koa ny Polisy mampindrana finday hiantsoan’ireo mpiadina ny
CSP 3 / HORONANTSARY NAHITANA MPANGAROM-PAOSY TETSY BEHORIRIKA NIVOAKA TAMIN’NY FB : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY MPANGAROM-PAOSY IRAY
🚨Tsy ela fa avy dia nidina ifotony ny Polisy vao nahita ilay horonantsary misy ireo lehilahy mpangarom-paosy tetsy Behoririka . 👮♂️Vokany , tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny 01 amin’izy ireo , ireo 02 ambiny kosa efa tsy teo