FILAZANA FIKAROHANA

👉 Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika Analamanga na hiantso ity laharana finday ity : đŸ“±034 66 644 99 ✅ Toy

DRSP ATSIMO ANDREFANA.CRFIP TOLIARA

👼Lehilahy roa no voasambotrin’ny Polisy miasa ao amin’ny FIP faritra Atsimo Andrefana ny 15 Novambra 2024 alina , tratra ambody omby nangalatra « Cyclopousse » 👉Manamafy ireo asa fisafoana fanaony moa ny mpitandro ny filaminana miasa any an-toerana. Nandritra ny

DRSP SAVA_SRPJ SAVA

👼Tratran’ny Polisy tao an-tranony, ao Antanifotsy Sambava, ny talata 12 Novambra 2024, ilay tompon’antoka tamin’ny resaka halatra moto. 👉Araka ny loharanom-baovao mari-pototra avy amin’olona tsara sitrapo hoe nisy lehilahy manafina moto halatra tao amin’ny toeram-ponenany ao Antanifotsy Sambava dia nanao

FAMOAHANA NY MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA-78 TAO AMBOSITRA

Notanterahina anio 15 novambra 2024 ny famoahana ireo mpianatra ho zandary 1196 Andiany faha-78 tao amin’ny Sekolin’ny Zandarmariam-pirenena Ambositra EGNA. Izany lanonana izany moa dia notarihin’ny Jeneraly RAKOTONDRAZAKA Andriatsarafara Andriamitovy, Minisitra Delegea misahana ny Zandarmaria, ary natrehin’ny Jeneraly Komandin’ny Zandarmariam-pirenena.

DPE-STUPDRSP ANALAMANGA:CSP AMBOHIJATOVO ADY ATAO AMIN’NY FIPARITAHAN’NY ZAVA-MAHADOMELINA lehilahy miisa dimy no voasambotra

👼Lehilahy miisa roa, 31 taona sy 32 taona no voasambotry ny Polisin ‘ny STUP Anosy ny 09 novambra 2024 teny Ampitatafika noho ny resaka fivarotana rongony. 👉Loharanom-baovao no nahafantaran ‘ny Polisimpirenena fa misy olona mivarotra sy mitazona zava-mahadomelina eny amin’ny