TOAMASINA:DINGANA FAMOAHANA IREO FITAOVANA MAMAHA NY OLAN’NY HERINARATRA(PARC SOLAIRE) NOTARIHIN’NY PRAIMINISITRA Lapan’i Mahazoarivo (faha 11novembra 2024)

✅Manohy ny fanatanterahana ny toromarika nomen’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, amin’ny tsy maintsy hamahana ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano ireo rafitra mpanatanteraka rehetra amin’izao fotoana izao. Nidina teto Toamasina androany maraina ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta NTSAY

AKANY AMBATOLAMPY : NANOLOTRA BOKY HO AN’IREO ANKIZY NY EO ANIVON’NY MASOIVOHON’I ETAZONIA ETO MADAGASIKARA

📚Nanolotra boky miisa 600 ho an’ny Akany fitaizana ny zaza kambotin’ny Polisimpirenena ao Ambatolampy ny avy eo anivon’ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara, Andriamatoa Richard HAYS. ✅Natao hampitaovana sy ho fanampiana ireo ankizy beazina eo anivon’ny Akany izay ahitàna boky mahakasika

DRFC-POLISIMPIRENENA: FAMARANANA FAMPIOFANANA KARAZANY TELO (03) NO INDRAY NOTANTERAHINA NY ZOMA LASA TEO.

👼Fiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo TsaralalĂ na sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy DRFCeny Antanimora. 👼Fiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scĂšnes de crimes »

DRSP ANALAMANGA_UIR/ CC TANA: JIOLAHY MPANAO FANAFIHANA MITAM-PIADIANA IRAY NO LAVO TETSY ANTSALOVANA

,👉Jiolahy iray efa mpamerin-keloka no lavon’ny balan’ny Polisy tao Antsalovana/67ha ny 09 Novambra 2024 tokony tamin’ny 09 ora sy sasany alina noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana. 👼Nahafantatra mialoha ny Polisimpirenena fa misy andian’olona mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana amin’ny mpivarotra mpamongady

DRSP ATSINANANA -VAMA FIP TOAMASINA

👉Manao ezaka amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ho famongorana ny asan-jiolahy mpanao asa ratsy ny Polisy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Antsinanana. 👉Nahazo angom-baovao Polisin’ny FIP TOAMASINA ny atoandron’ny 08 novambra fa misy jiolahy mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana, ka mpandraharaha iray