✅️ Tontosa ny Zoma 26 Janoary 2024 ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo izay notanterahina teny amin’ny tanàna vaovao Tanamasoandro teny Imerintsiatosika. ✅️ Nanokatra izany teny an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, niaraka tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta, notarihin’Andriamatoa Praiminisitra,
MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA
✅️ Notanterahina ny alatsinainy 15 janoary tetsy Anosy 🤝 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa sy ny Minisitra vaovao, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. 📝🖋 Tao aorian’ny fanaovan-tsonia
FANENDRENA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA VAOVAO
👮Ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala no voatendry ho Minisitry ny Filaminam-bahoaka vaovao, araka ny fanendrena nataon’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika ny Alahady 14 Janoary 2024. ✅️ Efa nisahana andraikitra ambony teto anivon’ny Polisimpirenena izy , izay nivoaka ho Commissaire de
TAOM-BAOVAO : NIRARY SOA IREO POLISY ETO AN-DRENIVOHITRA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Nanatanteraka fitsidihana ireo sampan-draharaha maro eo anivon’ny Polisimpirenena ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa , sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky ny talata 02 janoary. ✅️ Tao amin’ny FIP Antanimora no nanombohany ny fitsidihana. Fiarahabana