PAF IVATO : NANOME TOROMARIKA HOAN’IREO POLISY MIASA AO AMIN’NY SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

🔵🛬✈️ Nidina ifotony teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala , androany 11 mey 2024. 👮🏻‍♂️🚨 Tao aorian’ireo fitarainana hita teto amin’ny tambazotran-tserasera mahakasika ny trangana tsy fanarahan-dalàna dia nampahatsiahy an’ireo Polisy