✅️ Nanome toromarika ireo Polisy tetsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay hiandraikitra ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fifidianana ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny alarobia 29 mey 2024 tamin’ny 05 ora sy sasany