✅️ Natao tetsy amin’ny Cercle Mess Soanierana ny marainan’ny zoma 31 mey 2024 ny atrikasa teo amin’ny Minisiteran’ny Foloalindahy , ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, ny Minisitera Delegue misahana ny Zandarimaria sy ireo tompona orinasan-tserasera ary ireo mpanao gazety eto an-drenivohitra. 👉