✅️ Nitsidika ireo polisy miasa eto an-drenivohitra ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny marainan’ny alatsinainy 03 jona 2024. 📢 Tamin’izany no nisaorany ireo polisy rehetra izay niasa sy nitandro