✅️ Notontosaina tetsy amin’ny parvis Analakely ny zoma 07 jona 2024 ny fanokafana ny fankalazana ny faha 64 taona ny nahazoana ny fahaleovantena sy ny nitsanganan’ny foloalindahy. 👉 Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta , Andriamatoa