FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA: NITOHY TAMIN’NY HAZAKAZAKY NY FIRAISANKINA NY HETSIKA HOAN’NY ETO AN-DRENIVOHITRA

✅️ Niara nientana ireo solotena avy Minisitera sy fikambanana maro samihafa ny marainan’ny alatsinainy 10 jona 2024 teo tamin’ny hazakazaky ny firaisankina .
👉 Izao hetsika izao dia tafiditra amin’ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena sy ho fanokafana ireo hetsika ara-panatanjahatena . Niainga tetsy amin’ny tranom-bokim-pirenena ka nifarana tao amin’ny kianja Barea moa ny hazakazaka .
✅️ Nandray anjara tamin’ity hetsika ity ny Polisimpirenena izay notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo Tale isan-tsokajiny eto anivon’ny Minisitera.

FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA: NITOHY TAMIN’NY HAZAKAZAKY NY FIRAISANKINA NY HETSIKA HOAN’NY ETO AN-DRENIVOHITRA

Vous pourrez aussi aimer