FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY MIAMI AO TOAMASINA : NAMETRAHANA POSTE DE POLICE DE PROXIMITE AO ANATIN’NY FOTODRAFITRASA

✅️ Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny asabotsy 15 jona 2024 ny toeram-pitsangatsanganana « MIAMI » ao Toamasina .
✅️ Nitokana izany tany an-toerana ny filohampirenena , SEM Andry Nirina Rajoelina sy ireo mpiara miasa akaiky aminy. Nanotrona ny lanonana ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Controleur General de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo Polisy maro miasa ao Toamasina.
👉 Ankoatr’ireo toeram-pialamboly sy fanaovana fanatanjahatena ary fivarotana maro samihafa dia nametrahana « Poste de Police de Proximité » ihany koa ny ao anatin’ny fotodrafitrasa « MIAMI » .
👮 Zava-dehibe tokoa ny fitandroana ny filaminana sy ny fanarahamaso ireo fotodrafitrasa ireo ka izany no antony nametrahana ity biraon’ny Polisy vaovao ity.

FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY MIAMI AO TOAMASINA : NAMETRAHANA POSTE DE POLICE DE PROXIMITE AO ANATIN’NY FOTODRAFITRASA

Vous pourrez aussi aimer