FETIN’NY FAHALEOVANTENA: NIARA- NIOMBOM-BAVAKA IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA

✅️ Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana indroa miantoana no nanohizan’ireo hery fiarovana sy filaminana ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenena.
👉 Ny asabotsy 22 jona sy ny alahady 23 jona 2024 dia niara-niobom-bavaka ireo mpitandro filaminana ho fangataham-pitahiana hoan’ny firenena. Tetsy amin’ny Fiangonana Advantista Soamanandrariny sy ny FJKM Andrainarivo no nanatanterahana izany.
👮 Hita teny an-toerana ireo tomponandraikitra ambony avy amin’ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena sy ny Zandarimariam-pirenena.

FETIN’NY FAHALEOVANTENA: NIARA- NIOMBOM-BAVAKA IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA

Vous pourrez aussi aimer