FETIN’NY FAHALEOVANTENA :POLISY MIARO SY MANAMPY NY VAHOAKA NASEHO TAO ANATIN’NY MATSO TENY AMIN’NY KIANJAN’NY BAREA.

✅️ Polisy miisa 607 no nanatontontosa ny matso mandeha an-tongotra tamin’ity taona ity raha 122 kosa no fitambaran’ny fiara sy moto nandray anjara ka nahitana ireo Sekoly mampiofana ho Polisy sy ireo sampan-draharaha manokana eto anivon’ny Polisimpirenena.
🚨🚓👮‍♀️ Niavaka ity indray mitoraka ity satria naneho ny fahaiza-manaony ny Polisy vavy tao anatin’ny « Démonstration dynamique » izay maneho fa vitan’ny vehivavy ihany koa ny asa vonjitaitran’ny Polisy rehetra.
📷ARAHO AN-TSARY NY HETSIKA SY MATSO IZAY MISY NY POLISY NANDRITRA NY MATSO TETSY MAHAMASINA 🚔🚨👮‍♂️

FETIN’NY FAHALEOVANTENA :POLISY MIARO SY MANAMPY NY VAHOAKA NASEHO TAO ANATIN’NY MATSO TENY AMIN’NY KIANJAN’NY BAREA.

Vous pourrez aussi aimer