NIARA NIKAON-DOHA IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY MANERANA NY NOSY ETO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA HANDRAFITRA NY TOROMARIKA STRATEJIKA HANATSARANA NY FOMBA FIASA

✅️ Tontosa io maraina io tetsy Anosy ny fikaonan-doha teo amin’ireo tompon’andraikitra ambony manerana ny Nosy eto anivon’ny Polisimpirenena izay notarihin’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. Nodinihina tamin’izany ireo toromarika stratejika hanatsarana ny fomba fiasa

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: MANOHY NY ASA MAHA MINISITRA AZY NY CONTROLEUR GENERAL DE POLICE RAKOTOARIMANANA HERILALA

✅️ Ao anatin’ny fanamby napetraky ny Filohan’ny Repoblika , SEM ANDRY RAJOELINA ny fametrahana fandriampahalemana maharitra mba hisian’ny fampandrosoana eto amin’ny firenena. Izany indrindra no nametrahany fitokisana indray tamin’ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ka nahavoatendry azy ho Minisitry