NIARA NIKAON-DOHA IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY MANERANA NY NOSY ETO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA HANDRAFITRA NY TOROMARIKA STRATEJIKA HANATSARANA NY FOMBA FIASA

✅️ Tontosa io maraina io tetsy Anosy ny fikaonan-doha teo amin’ireo tompon’andraikitra ambony manerana ny Nosy eto anivon’ny Polisimpirenena izay notarihin’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. Nodinihina tamin’izany ireo toromarika stratejika hanatsarana ny fomba fiasa