MITETY IREO KAOMININA ANATIN’NY DISTRIKAN’ANJOZOROBE MANAO FANENTANANA NY EMMONAT

✅️ Kaominina roa ao anatin’ny Distrikan’Anjozorobe, Betatao sy Andranomisa no nanohizan’ireo tompon’andraikitra ambony amin’ny Fibaikoana eo anivon’ny EMMONAT ny fitsidihana nanaovana fanentanana amin’ny ady amin’ny fakana ankeriny. Mitarika izany ny Lehiben’ny EMMONAT, ny Jeneraly RAKOTOMALALA Andriatahina Jean Herbert Komandin’ny Zandarimariam-pirenena,

HOHAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA MISY EO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA SY NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Noraisin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny Minisitry ny Fitsarana, Atoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis androany alarobia 04 septambra 2024. ✅️ Fanohizana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny roa