MITETY IREO KAOMININA ANATIN’NY DISTRIKAN’ANJOZOROBE MANAO FANENTANANA NY EMMONAT

✅️ Kaominina roa ao anatin’ny Distrikan’Anjozorobe, Betatao sy Andranomisa no nanohizan’ireo tompon’andraikitra ambony amin’ny Fibaikoana eo anivon’ny EMMONAT ny fitsidihana nanaovana fanentanana amin’ny ady amin’ny fakana ankeriny. Mitarika izany ny Lehiben’ny EMMONAT, ny Jeneraly RAKOTOMALALA Andriatahina Jean Herbert Komandin’ny Zandarimariam-pirenena,